Entry | sahobaka | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Karazan' angely, izay mitovy amin' ny angely tsotra na loha, na tongotra, fa ny elany no tapany kely, ary somary botabota matavy ilay izy, indrindra ny kibo lasa leminy [1.1] | |||
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |||
Derivatives |
| |||
Anagrams | sabohaka, sahobaka |
Updated on 2020/07/31 |