Entry | 1 sakrilezy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanazimbana ny zavatra masina (Fiv. kat.) [1.1] |
Examples |
4 Ao no famarinan'ny vahoaka ao Berea ny olo-meloka nanao halatra sakrilezy, na diso tamin'ny heloka bevava sasany hafa koa. [2.996] |
Vocabulary |
5 Religions, Beliefs |
Updated on 2020/07/31 |