Entry (1/2) | 1 salazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [1.1] |
Explanations in English |
4 a mast [1.7] |
Explanations in French |
5 mât de navire [1.3#565, 1.5] 6 mât [1.8] |
Examples |
7 sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao. [2.996#33.027.005] |
Vocabulary |
8 Navigation |
Synonyms | 9 salaza |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 salazana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Soitrafo na havitra fitonoan-kena 14 Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1] |
Explanations in English |
15 a gridiron for roasting food [1.7] |
Explanations in French |
16 espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril; 17 grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3#565] 18 grille pour rôtir [1.8] 19 grande fourchette pour faire rôtir la viande [1.5] |
Examples |
20 Apetraka eo ambony salazana avy eo. [2.117#77] 21 Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472#8] 22 Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472] |
Vocabulary |
23 Economy: food |
Derivatives |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word salazana |
Anagrams | 30 asalazan, nasalaza, salazana |
Updated on 2021/05/08 |