|
|
|
|

Entry (1/2)1  sandrify
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: palm
Explanations in Malagasy  4  Zavamaniry rarin' ny vehivavy hatao harona eo amin' ny fotoana anaovana hasoavana ny zaza [1.1]
Explanations in French  5  espèce de palmier dont les feuilles sont employées dans la circoncision [1.3]6  (dialecte non précisé). D'après Malzac, ce serait un Palmier dont les feuilles sont employées lors de la circoncision. [1.196]

Entry (2/2)7  sandrify
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  haronkely mifanarona sady fisaka [Taisaka] [1.78]10  kitapo [Sihanaka] [1.78]11  haron-kely mifanarona somary lakana fitehirizana zavatra ilaina toy ny bokim-pianarana, vola, firavaka, ody na zavatra hafa [Tanala] [1.78]12  Haronkely fitondran' ny mpianatra ny zavajavany kely momba ny fianarana [1.1]13  karazan-kitapo voarary vita amin'ny zavamaniry [1.13]
Explanations in French  14  sac de paille [1.13]

Updated on 2020/10/12