Entry | 1 sarimpapango |
Elementary words | 2 sary, papango |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Taratasy voarary amin' ny hazo maivana izay rohizana amin' ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin' ny rivotra eny [1.1] |
Vocabulary |
5 Game |
Analogs | 6 papangohazo |
Updated on 2024/11/01 |