Entry |
sihanaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sakalava]
Kamory lalina tsy misy ahitra [1.1]
|
|
Entry |
sihanaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsileo, Sakalava]
(de hanaka : lac, étang, marécage ; c'est la même racine qui vaut leur nom aux Sihanaka qui peuplent les environs du lac Alaotra). Nom donné à des plantes soit aquatiques, notamment
Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Soit croissant dans la vase, au bord des eaux , notamment :
Jussiaea repens L. (Onagraceae). Les jeunes pousses de cette dernière sont souvent mangées en salade.
[1.196]
|
Scientific name | Jussiaea repens, Lagarosiphon madagascariensis |
Vocabulary |
|
Entry |
Sihanaka
|
Part of speech | name (ethnonym)
|
Explanations in Malagasy | Foko kelikely manodidina ny farihin' Alaotra, izany hoe amin' ny tany voafaritry ny renirano Bemarivo
ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano
Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka
[1.1]
|
Explanations in English | The name of a tribe in the northern central portion of Madagascar; a large but shallow lake called Alaotra occupies the N.E. corner of the plain, and at no very remote time most probably spread over the greater portion of it. [1.2]
|
Explanations in French | Population de l'intérieur de l' [...] [full text in 1.5]
|
Examples |
1 | Izany hoe nisy kely tsy itoviana amin' ny Sihanaka avaratra.
[2.436]
|
2 | Vahoaka-mpanjaka daholo ny Sihanaka rahefa nisy ny toy izany.
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Tables and plates |
|
|