Entry | 1 sisilianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Sisily, faritany iray amin' ny tapak' i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan' ny Sisilianina Momba an' i Sisily, an' i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina |
Explanations in English |
4 [3.1] Sicilian |
Explanations in French |
5 [3.1] sicilien, sicilienne |
Vocabulary |
6 Geography: countries, people |
Analogs | 7 sisily |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |