|
|
|
|

Entry1  soamalondoka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: grass
Explanations in Malagasy  4  Zavamaniry mitovitovy amin' ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon' ny olona famonoamboalavo [1.1]
Synonyms  5  soamalondona

Updated on 2020/07/31