|
|
|
|

Entry1  sorindrana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: tree
Explanations in Malagasy  4  Karazan-kazo mitovitovy amin' ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy mba ny hodiny no alaina amin' izany, fa ny tenany mihitsy izay maivana sy malemilemy; ny sorindrana no nitaina raha nahandro ny sakafon' ny mpanjaka tamin' ny Fandroana [1.1]
Explanations in French  5  (déformation de sorondriana). Sorindeia madagascariensis DC. (Anacardiaceae). Excellent fruit comestible (tout au moins pour les meilleures formes, car elles sont assez variables), mais à odeur très forte de térébenthine. Mériterait d'être amélioré et cultivé. [1.196]
Examples  6  Dia arehitra ny afo, ny hazo sorindrana no atao kitay [2.48]
Scientific name 

Updated on 2022/05/03