|
|
|
|

Entry (1/2)1  tahiny
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao 4  aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany [1.1]
Explanations in English  5  (also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny [1.7]
Explanations in French  6  (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny [1.8]
Examples  7  Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470]
Analogs  8  raha toa, raha sendra
Compound words 
Tables and plates  10  All the adverbs

Entry (2/2)11  tahiny (tahy)
Part of speech  12  passive verb tahina and pronoun
Explanations in Malagasy  13  tahina + ny [3.1]

Anagrams  14  ... hita ny ..., hitany, hitañy, tahiny, tinahy

Updated on 2023/08/11