|
|
|
|

Entry (1/2)1  taila
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tanimanga voadoro vita efa-joro fisapisaka atao tafo na fandiavana solo-ngorodona
Explanations in English  4  [1.7] floor tiles; cf. kapila
Explanations in French  5  [1.8] carreaux pour parquets; cf. kapila
Examples  6  nanao biriky, taila, fandri-baratra. [2.113]
7  Ny taila mangatsiaka sy mafy no zary akalana itombenany sy kidoro handriany. [2.470]
8  taila tanimanga fanao tafon-trano no amboarina ho boribory, dorana anaty fatana iny, tondrahana rano hitsotsotsotso, fonosina vori-daba, dia apetapataka amin' ilay faritra mivonto [2.472]
Vocabulary  9  Economy: buildings, public works

Entry (2/2)10  taila
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  [1.196] (probablement comme tahila (Tandroy)). Grandidier, fichier manuscrit, note : « arbre à bois très durable employé pour faire des avirons et pagaies ». [Sakalava]
Vocabulary  13  Botany

Anagrams  14  ataly, taila, talia

Updated on 2020/07/31