|
|
|
|

Entry1  takilodrano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty [1.1]
4  aretina ateraky ny sokoraty [1.13]
Explanations in French  5  bilharziose [1.13]
Vocabulary  6  Health

Updated on 2020/07/31