|
|
|
|

Entry1  takorobabo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny
4  [1.13] kitapon-tsakafon'ny vorona
Explanations in English  5  [1.2] the craw of a bird
Explanations in French  6  [1.13] jabot
Vocabulary  7  Zoology: (in general)
Other spellings  8  takoribabo
Synonyms  9  tranon-dremby
Phytonyms 
Proverbs  11  Proverbs containing the word takorobabo

Updated on 2020/07/31