|
|
|
|

Entry1  tampinarany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ilay nofo toa kambo lavalava eo an-tendron' ny lalan-drivotra mankany amin' ny havokavoka
Lambam-baravarankely amin' ny tapany ambany
Vocabulary  4  Biology

Updated on 2024/12/07