|
|
|
|

Entry1  tangoaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Loaka, gorobaka
Kilalaon' ankizy mitsingoloka ka ny lohany ataony anelakelaky ny tanany roa, ny tongony atsotrany ambony ary miamboho ny masoandro izy
Vocabulary  4  Game

Updated on 2020/07/31