|
|
|
|

Entry (1/2)1  tanjona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [1.1]
5  Tendrotany mandroso any anaty ranomasina [1.13]
Explanations in English  6  The protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [1.7]
Explanations in French  7  épaule d'une montagne; cap, presqu'île [1.8]
8  Cap [1.13, 2.118, 1.5.fr#282]
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  13  Proverbs containing the word tanjona

Entry (2/2)14  tanjona
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [1.1]
17  Zava-kendrena [1.13]
Explanations in French  18  But, objectif, but idéal [1.13]
Examples  19  Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [4.27]
Compound words 

Anagrams  21  tanjona, tonjana

Updated on 2023/08/16