Entry | 1 tempoly |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [angl. temple] Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray 4 Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika [1.1] |
Vocabulary |
5 Religions, Beliefs |
Anagrams | 6 mpitelo, tempoly |
Updated on 2020/07/31 |