|
|
|
|

Entry1  tevana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [1.1]
Explanations in English  5  A precipice, an abyss [1.7]
Explanations in French  6  Précipice, abîme, fossé [1.8]
Examples  7  Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [2.472#125]
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  10  Proverbs containing the word tevana

Anagrams  11  tevana, vatañe

Updated on 2023/09/14