Entry | 1 tolom-panafaham-pirenena |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] ady ataon'ny mpiray tanindrazana mba hialana amin'ny vahohon'ny mpanjakazaka an-tanin'olona |
Explanations in French |
4 [1.13] lutte de libération nationale |
Vocabulary |
5 Politique |
Updated on 2020/07/31 |