Entry | 1 tonizianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina |
Explanations in English |
4 [3.1] Tunisian |
Explanations in French |
5 [3.1] tunisien, tunisienne |
Vocabulary |
6 Geography: countries, people |
Analogs | 7 tonizia |
Anagrams | 8 notinaizany, tonizianina |
Updated on 2020/07/31 |