Entry | 1 tononkalo |
Elementary words | 2 tonona, kalo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana 5 [1.13] lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina |
Explanations in French |
6 [1.13] poème |
Examples |
7 Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao. [2.285] 8 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576] |
Vocabulary |
9 Literature: (in general) 10 Poetry |
Compound words |
|
Titles | 13 Tononkalo sy lahatsoratra : kilasy fahenina (Rajemisa-Raolison Régis) |
Anagrams | 14 natolokon, tononkalo |
Updated on 2023/10/28 |