|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsaboina
Root  2  tsabo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karakaraina amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanako dia sitrana ~ Aretina sarotra tsaboina io aretina io
Explanations in English  5  [1.7] to be nursed, to be given medical care
Explanations in French  6  [1.8] qu'on soigne
Vocabulary  7  Health
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  tsaboina
Root  13  tsabo
Part of speech  14  passive verb
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Vonjena amin' ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy kely roapolo any aho

Anagrams  16  itsaboan, nitsaboa, tsaboina

Updated on 2020/07/31