|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsakitsaky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena [1.1]
4  (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [1.1]

Entry (2/2)5  tsakitsaky
Part of speech  6  noun
Vocabulary  7  Botany: grass
Explanations in Malagasy  8  Katsaka [1.78]
9  Ampemba [1.78]

Updated on 2020/07/31