Entry (1/2) | 1 tsakoahina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fikainkon' ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin' ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina |
Explanations in French |
4 [1.3] hoquet |
Vocabulary |
5 Health |
Entry (2/2) | 6 tsakoahina |
Part of speech | 7 participle |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Voan' ny tsakoahina: Tsakoahina Ibalita kely |
Explanations in French |
9 [1.3] qui a le hoquet |
Vocabulary |
10 Health |
Morphology |
|
Anagrams | 14 ahantsikao, ahaontsika, ahoantsika, ahonatsika, anatsihako, anitsahako, hakotsanay, hasintakao, hatakosina, hatsaikona, hatsakonay, hitsakanao, hitsakoana, hotsaikana, katsahinao, nahaotsika, nahatsikao, nahitsakao, nahotsakay, naohatsika, nisahotaka, tsakoahina |
Updated on 2023/07/21 |