Entry | tsendrina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny tsendrina no mahatonga ny voankazo hisy olitra [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: invertebrates | |
Updated on 2020/07/31 |