Entry (1/2) | 1 tsimamindrahehitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Bibikely fahita ambany tsihy 4 Anarana ilazan' ny olona koa ny mamba noho izy tsy afaka mamindra ny nifiny amin' ny remby hafa rehefa manaikitra remby iray [1.1] |
Vocabulary |
5 Zoology: invertebrates |
Entry (2/2) | 6 tsimamindrahehitra |
Root | 7 tsy, findra, hehitra |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in French |
9 (Vakinankaratra) (de hehitra : morsure ; cette expression populaire : tsy mamindra hehitra, veut dire : ne pas démordre). Ce serait aussi le nom d'une Composée d'après Grandidier. Probablement une espèce à graines très adhérentes. Peut être un Cosmos très envahissant. Ce nom ne semble plus en usage. [1.196] |
Vocabulary |
10 Botany |
Updated on 2020/07/31 |