|
|
|
|

Entry1  tsindrimpeo
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Linguistics
Explanations in Malagasy  4  Fanindriana ny feo manokana eo am-panononana teny iray: lavitra. Misy efatra ny fiantsoana ny tsindrimpeo: renitsindrimpeo (tsindrimpeon' ilay reny teny farany: ankizy kely maro); zanatsindrimpeo: ireo tsindrimpeo hafa; tsindrimpeo fototra (tsindrimpeompototeny: levona); tsindrimpeo am-panovanana na nikisaka: levonina [1.1]
Explanations in French  5  accent d'intensité, accent tonique [1.13]
Elementary words  6  tsindry, feo
Compound words 

Updated on 2024/08/15