|
|
|
|

Entry1  tsitoavina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: tree
Explanations in Malagasy  4  Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1]
Examples  5  Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely. [2.48]

Updated on 2020/07/31