Entry | 1 vaditsindrano |
Root | 2 vady, tsindrano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1][vady tsindrano] vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny [vady tsindrano] vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy |
Explanations in English |
5 [1.2][vady tsindrano] a slave or a person of low rank taken as a concubine |
Explanations in French |
6 [1.3][vady tsindrano] concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves |
Examples |
7 haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano. [1.38] 8 Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa [2.996] |
Vocabulary |
9 Relationships: family |
Morphology |
|
Article |
12 Randzavola: vady tsindrano ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana) |
Updated on 2022/07/30 |