|
|
|
|

Entry1  vahonolona
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: grass
Explanations in Malagasy  4  Karazam-bahona maniry amin' ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin' ny tapany ambany dia miala toy ny an' ny ravinala ka raha tazanin-davitra (indrindra amin' ny alina) dia mova tsy toy ny olona izao [1.1]

Updated on 2020/07/31