|
|
|
|

Entry1  valanirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazan-kazo mafy fanaovan-trano (Nuxia capitata). Mahatsara ny lalandra ny raviny ka azo tanehina ampiasaina amin ny fanafodin' ny tosidra [1.1]
Examples  4  Ary rahefa tonga an-trano ny hena, dia itohizana ny valanirana ny tononkena; [2.48]
Vocabulary  5  Botany: medicinal plants
Proverbs  6  Proverbs containing the word valanirana

Anagrams  7  analaviran, nanalavira, valanirana

Updated on 2024/10/14