|
|
|
|

Entry (1/2)1  varavarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) [1.1]
4  rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana [1.13]
Explanations in English  5  a door or window opening [1.7]
Explanations in French  6  porte [1.8, 1.13]
7  fenêtre [1.8]
Examples  8  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
9  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
10  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Vocabulary  11  Economy: buildings, public works
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word varavarana
Article  20  Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)21  varavarana
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23  Anaran-kazandrano [Betsimisaraka] [1.1]
Examples  24  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
25  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
26  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Vocabulary  27  Zoology: fishes
Morphology 
28  Simple :
29  Prefixed :

Updated on 2023/05/17