Entry | verobe | |
Elementary words | vero ; be | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ny lehibe indrindra amin' ny vero [1.1] | |
Explanations in French | [Merina] (de vero et be : grand). Hyparrhenia cymbaria (L.) Stapf et Hyparrhenia variabilis Stapf (Poaceae). Bonnes fourragères à l'état jeune. [1.196] | |
Scientific name | Hyparrhenia cymbaria, Hyparrhenia variabilis | |
Examples | Toy izao no toetoetrany, asesy avy any atsimo : Àmbohipotsy dia vato be mikitrana elanelan' ny verobe lava sy ny kiribitrala famitsaban' ny amboadia.
[1.437] | |
Vocabulary | Botany | |
Anagrams | berevo, verobe |
Updated on 2023/10/26 |