Entry | 1 vinaingitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fr. vinaigre] Karazan-dranon-javatra avy amin' ny divay izay avala hihamarikivy, ampiasaina amin' ny fikarakarana karazan-kanina sasantsasany toy ny salady, na hanadiovanjavatra maro. Misy vinaingitra vita amin' ny alkaola izay tsy tsara ohatra irỳ voalohany |
Vocabulary |
4 Economy: food |
Article |
5 Randzavola: vinaingitra ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |