|
|
|
|

Entry1  voafora (fora)
Part of speech  2  past participle
Vocabulary  3  Health
Explanations in Malagasy  4  nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely [1.1]
Explanations in English  5  circumcised [1.2]
Explanations in French  6  circoncis [1.3#186]
Examples  7  Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo. [1.353]
Derivatives 
8  Adjectives :
Synonyms  9  finora
Analogs  10  voadidy foitra, nodidiam-poitra, voasikina, nosikinana, voatsongo, notsongoina, voalehilahy, afa-trosa, vita hasoavana

Updated on 2023/01/20