Entry |
voangaly
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [1.1]
|
Explanations in French | Cétoine [1.3, 2.165]
|
| Coléoptère noir à raies blanches. Cetonia [1.3]
|
Scientific name | Cetonia |
Examples |
1 | Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly.
[2.69]
|
2 | Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly.
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Proverbs |
|