Entry | voangory | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona amin' ny andaniny avy ka ilay ivelany mafy toy ny kaninkaninkena [1.1] | ||
Karazam-boana [1.13] | |||
Explanations in English | A kind of beetle [1.7] | ||
Explanations in French | Hanneton [1.8, 1.13] | ||
Vocabulary | Zoology: invertebrates | ||
Zoonyms |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word voangory | ||
Updated on 2020/07/31 |