Entry | 1 voarointsaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius) 4 [1.13] karazana voaroy misy tsilotsilony |
Explanations in French |
5 [1.13] framboise sauvage 6 [1.196] (« Mûron des chats » ; allusion à leur qualité inférieure). Rubus apetalus Poir. (Rosaceae). C'est à tort que Malzac attribue ce nom à R. rosaefolius. Son infusion est donnée aux enfants malades, surtout atteints de rougeole et autres maladies infantiles. [Merina] |
Examples |
7 Gaga ny olona norosoana izany varin' i Vakiniadiana, menabe toy ny sakay, nilaofana hena omby mifahan' i Morokay, noritina araka ny fahandro gasy, voarointsaka notazana ny maraina tany anaty alan' Amboanjokely teo atsinanan-tanàna no voankazo tsindrin-tsakafo. [2.356#] |
Vocabulary |
8 Botany: medicinal plants |
Synonyms | 9 voaroimbazaha, voaroimena |
Scientific name |
|
Anagrams | 11 nasavoritako, voarointsaka |
Updated on 2024/10/14 |