|
|
|
|

Entry1  vodivoampelatanana
Root  2  vody, voa, felatra, tanana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Halavan-drefy mitovy amin' ny haben' ny felatanana iray manontolo apetraka mihohoka; ny sakan' ny felatanana. Ny vodivoampelatanana dia mitovy amin' ny voantondro dimy [1.1]
Explanations in French  5  La largeur de la paume de la main. [2.415#6702]
Examples  6  Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao. [2.436#]
Vocabulary  7  Space

Updated on 2022/10/30