|
|
|
|

Entry1  vongana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena [1.1]
Explanations in English  4  a lump [1.7]
Explanations in French  5  un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon [1.3#854]6  masse, bloc [1.8]7  bloc, concrétion [1.13]
Examples  8  ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity [2.357#]
9  Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana. [2.643#]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2023/10/26