Entry | vono baibona | ||||
Elementary words | vono ; baibona | ||||
Part of speech | locution | ||||
Explanations in Malagasy | Famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [1.1] | ||||
[ vonobaibona ] Fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] | |||||
Explanations in French | [ vonobaibona ] Rivetage [1.13] | ||||
Vocabulary | Technology | ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/06/05 |