Entry | zanapeo | ||||
Elementary words | zana- ; feo | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) [1.1] | ||||
Explanations in French | Voyelle [1.66] | ||||
Examples | Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo.
[1.519] | ||||
Vocabulary | Linguistics | ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/12/05 |