|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Sofonia

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 25.18 And the captain of the guard took Seraiah the chief priest, and Zephaniah the second priest, and the three keepers of the door: Ary ny lehiben' ny mpiambina nisambotra an' i Seraia mpisoronabe sy zefania, mpisorona manarakaraka, ary mpiandry varavarana koa telo lahy; Nentin' ny kapitenin' ny mpiambina Saraiasa mpisorona lehibe, sy Sofonia mpisorona ambaratonga faharoa, ary mpiandry varavarana telo lahy. Le commandant de la garde fit prisonnier Seraya, le prêtre en chef, Cephanyahu, le prêtre en second, et les trois gardiens du seuil.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.21 Joah his son, Iddo his son, Zerah his son, Jeaterai his son. zanakalahin' i Elkana, zanakalahin' i Joela, zanakalahin' i Azaria, zanakalahin' i Zefania, zanak' i Amasaia, zanak' i Elkanà, zanak' i Joela, zanak' i Azariasa, zanak' i Sofoniasa, fils d' Elqana, fils de Yoèl, fils de Azarya, fils de Çephanya,

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 21.1 The word which came unto Jeremiah from the Lord, when king Zedekiah sent unto him Pashur the son of Melchiah, and Zephaniah the son of Maaseiah the priest, saying, Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, fony Zedekia mpanjaka naniraka an' i Pasora, zanak' i Malkia, sy Zefania, zanak' i Mahasela mpisorona, hankany aminy hanao hoe: Izao no teny avy amin' ny Tompo natao tamin' i Jeremia, raha nirahin' i Sedesiasa mpanjaka, ho any aminy, Fasora zanak' i Melkiasa sy Sofoniasa mpisorona, zanak' i Maasiasa, hanao aminy hoe: Parole qui fut adressée à Jérémie de la part de Yahvé, quand le roi Sédécias lui envoya Pashehur, fils de Malkiyya, et le prêtre Cephanya, fils de Maaséya, pour lui dire
...............
Jer / Jr 29.25 Thus speaketh the Lord of hosts, the God of Israel, saying, Because thou hast sent letters in thy name unto all the people that are at Jerusalem, and to Zephaniah the son of Maaseiah the priest, and to all the priests, saying, Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Noho ny nampitondranao taratasy tamin' ny anaranao ho amin' ny vahoaka rehetra izay any Jerosalema sy amin' i Zefania mpisorona, zanak' i Mahaseia, ary amin' ny mpisorona rehetra hafa koa nanao hoe: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Hianao nandefa taratasy tamin' ny anaranao, ho any amin' ny vahoaka rehetra any Jerosalema, sy Sofonia mpisorona, zanak' i Maasiasa, mbamin' ny mpisorona rehetra, nilaza hoe: Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Puisque toi, tu as envoyé de ton propre chef à tout le peuple de Jérusalem et au prêtre Cephanya, fils de Maaséya et à tous les prêtres une lettre disant
...............
Jer / Jr 29.29 And Zephaniah the priest read this letter in the ears of Jeremiah the prophet. Ary Zefania mpisorona namaky izany taratasy izany teo anatrehan' i Jeremia mpaminany. Novakin' i Sofonia mpisorona teo anatrehan' i Jeremia mpaminany izany taratasy izany. Or le prêtre Cephanya avait lu la lettre au prophète Jérémie.
...............
Jer / Jr 37.3 And Zedekiah the king sent Jehucal the son of Shelemiah and Zephaniah the son of Maaseiah the priest to the prophet Jeremiah, saying, Pray now unto the Lord our God for us. Ary Zedekia mpanjaka naniraka an' i Jehokala, zanak' i Selemia, sy Zefania, zanak' i Mahaseia, mpisorona, ho any amin' i Jeremia mpaminany hanao hoe: Mba ivavaho amin' i Jehovah Andriamanitsika re izahay. Nirahin' i Sedesiasa, mpanjaka, Jokaly zanak' i Selmiasa, sy Sofoniasa zanak' i Maasiasa mpisorona, ho any amin' i Jeremia, mpaminany, hilaza aminy hoe: Mba mifonà ho anay amin' ny Tompo Andriamanitsika. Le roi Sédécias envoya Yukal, fils de Shélémya, et le prêtre Cephanyahu, fils de Maaséya, vers le prophète Jérémie avec ce message : "Adresse donc une prière pour nous à Yahvé notre Dieu!"
...............
Jer / Jr 52.24 And the captain of the guard took Seraiah the chief priest, and Zephaniah the second priest, and the three keepers of the door: Ary ny lehiben' ny mpiambina nisambotra an' i Seraia mpisoronabe sy Zefania mpisorona manarakaraka ary mpiandry varavarana telo lahy; Nalain' ny kapitenin' ny mpiambina Saraiasa, mpisorona lehibe, Sofonia, mpisorona amin' ny filaharana manarakaraka, ary ny mpiandry varavarana telo lahy. Le commandant de la garde fit prisonniers Seraya, le prêtre en chef, Cephanya, le prêtre en second, et les trois gardiens du seuil.

  Book of Zephaniah Zefania Sofonia Livre de Sophonie
Zef / Sof 1.1 The word of the Lord which came unto Zephaniah the son of Cushi, the son of Gedaliah, the son of Amariah, the son of Hizkiah, in the days of Josiah the son of Amon, king of Judah. Ny tenin' i Jehovah, izay tonga tamin' i Zefania, zanak' i Kosy, zanak' i Gedalia, zanak' i Amaria, zanak' i Hezekia, tamin' ny andro nanjakan' i Josia, zanak' i Amona, mpanjakan' ny Joda. Ny tenin' ny Tompo izay natao tamin' i Sofonia, zanak' i Kosì, zanak' i Godoliasa, zanak' i Amariasa, zanak' i Ezekiasa, tamin' ny andron' i Josiasa, zanak' i Amona, mpanjakan' i Jodà. Parole de Yahvé qui fut adressée à Sophonie, fils de Kushi, fils de Gedalya, fils d' Amarya, fils de Hizqiyya, au temps de Josias, fils d' Ammon, roi de Juda.

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 6.10 Take of them of the captivity, even of Heldai, of Tobijah, and of Jedaiah, which are come from Babylon, and come thou the same day, and go into the house of Josiah the son of Zephaniah; Mandraisa avy amin' ny babo, dia amin' i Helday sy Tobia ary Jedaia, eny, mandehana amin' izany andro izany ihany ianao, ka midìra ao an-tranon' i Josia, zanak' i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babylona izy, Handray avy eo an-tànan' ireo babo hianao, dia avy eny an-tànan' i Holdai sy Tobia ary Idaia; - ka ny tenanao no handeha amin' izany andro izany ho any an-tranon' i Josiasa, izay nidiran' izy ireo, nony vao tonga avy any Babilona izy, - Fais une collecte auprès des exilés, de Heldaï, de Tobiyya et de Yedaya, puis tu iras, toi, en ce jour-là tu iras chez Yoshiyya, fils de Çephanya, qui est arrivé de Babylone.
...............
Zak / Za 6.14 And the crowns shall be to Helem, and to Tobijah, and to Jedaiah, and to Hen the son of Zephaniah, for a memorial in the temple of the Lord. Ary ny satro-boninahitra dia ho an' i Helema sy Tobia sy Jedaia ary Hena, zanak' i Zefania, ho fampahatsiarovana ao amin' ny tempolin' i Jehovah. Ary ny satro-boninahitra dia ho an' i Helema, Tobia, Idaià ary Hena, zanak' i Sofonia, ho fahatsiarovana ao an-tempolin' ny Tompo. Quant à la couronne, elle sera pour Heldaï, Tobiyya, Yedaya et pour le fils de Çephanya, en mémorial de grâce dans le sanctuaire de Yahvé.