|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Semeiasa

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 12.22 But the word of God came unto Shemaiah the man of God, saying, Kanjo tonga tamin' i Semaia, lehilahin' Andriamanitra, kosa ny tenin' Andriamanitra nanao hoe Kanjo, tonga tamin' i Samaiasa olon' Andriamanitra ny tenin' Andriamanitra nanao hoe: Mais la parole de Dieu fut adressée à Shemaya l' homme de Dieu en ces termes :

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.22 And the sons of Shechaniah; Shemaiah: and the sons of Shemaiah; Hattush, and Igeal, and Bariah, and Neariah, and Shaphat, six. Ary ny zanakalahin' i Sekania dia Semaia. Ary ny zanakalahin' i Semaia dia Hatosy sy Jigala sy Baria sy Nearia ary Safata; enina izy. Zanakalahin' i Sekeniasa: Semeia. Zanakalahin' i Semeia: Hatosa, Jegaala, Barià, Naarià, Safata, enina izy. Fils de Shekanya : Shemaya, Hattush, Yigéal, Bariah, Néarya, Shaphat : six.
...............
1Tt / 1Tan 4.37 And Ziza the son of Shiphi, the son of Allon, the son of Jedaiah, the son of Shimri, the son of Shemaiah; sy Ziza, zanak' i Sify, zanak' i Alona, zanak' i Jedaia, zanak' i Simry, zanak' i Semaia; Zizà, zanak' i Sefeì, zanak' i Alòna, zanak' i Idaià, zanak' i Semrì, zanak' i Samaià. Ziza, Ben-Shiphéï, Ben-Allôn, Ben-Yedaya, Ben-Shimri, Ben-Shemaya.
...............
1Tt / 1Tan 5.4 The sons of Joel; Shemaiah his son, Gog his son, Shimei his son, Ny zanakalahin' i Joela dia Semaia, ary Goga no zanakalahin' i Semaia, Sirney no zanakalahin' i Goga, Zanakalahin' i Joela: Samià zanany; Goga zanany; Semeì zanany; Fils de Yoèl : Shemaya son fils, Gog son fils, Shiméï son fils,
...............
1Tt / 1Tan 9.14 And of the Levites; Shemaiah the son of Hasshub, the son of Azrikam, the son of Hashabiah, of the sons of Merari; Ary tamin' ny Levita dia Semaia, zanak' i Hasoba, zanak' i Azrikama, zanak' i Hasabia, tamin' ny taranak' i Merary, Ny tamin' ny Levita: Semeià zanak' i Hasoba, zanak' i Ezrikama, zanak' i Hasebià, tamin' ny taranak' i Merarì; Parmi les lévites : Shemaya, fils de Hashshub, fils d' Azriqam, fils de Hashabya des fils de Merari,
...............
1Tt / 1Tan 9.16 And Obadiah the son of Shemaiah, the son of Galal, the son of Jeduthun, and Berechiah the son of Asa, the son of Elkanah, that dwelt in the villages of the Netophathites. ary Obadia, zanak' i Semaia, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona, ary Berekia, zanak' i Asa, zanak' i Elkana, izay nonina tamin' ny vohitry ny Netotatita. Obdià, zanak' i Semeià, zanak' i Galala, zanak' Iditona; Barakià, zanak' i Asà, zanak' i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan' ny Netofatiana. Obadya, fils de Shemaya, fils de Galal, fils de Yedutûn, Bérékya, fils d' Asa, fils d' Elqana, qui demeurait dans les villages des Netophatites.
...............
1Tt / 1Tan 15.8 Of the sons of Elizaphan; Shemaiah the chief, and his brethren two hundred: tamin' ny taranak' i Elisafàna: Semeiasa lehibe sy ny rahalahiny, roan-jato; pour les fils d'Éliçaphân, Shemaya l' officier et ses deux cents frères,
...............
1Tt / 1Tan 15.11 And David called for Zadok and Abiathar the priests, and for the Levites, for Uriel, Asaiah, and Joel, Shemaiah, and Eliel, and Amminadab, Nantsoin' i Davida ny mpisorona Sadaoka sy Abiatara, ary ny Levita, Oriela, Asaiasa, Joela, Semeiasa, Eliela ary Aminadaba. David convoqua les prêtres Sadoq et Ébyatar, les lévites Uriel, Asaya, Yoèl, Shemaya, Éliel et Amminadab,
...............
1Tt / 1Tan 24.6 And Shemaiah the son of Nethaneel the scribe, one of the Levites, wrote them before the king, and the princes, and Zadok the priest, and Ahimelech the son of Abiathar, and before the chief of the fathers of the priests and Levites: one principal household being taken for Eleazar, and one taken for Ithamar. Ary Semaia, zanak' i Netanela, mpanoratra anankiray tamin' ny Levita, no nanoratra azy teo anatrehan' ny mpanjaka sy ny mpanapaka sy Zadoka mpisorona sy Ahimeleka, zanak' i Abiatara, sy teo anatrehan' ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny mpisorona sy ny Levita: fianakaviana iray no nalaina ho an' i Eleazara, ary iray kosa ho an' Itamara. Semeiasa zanak' i Natanaela mpanoratra, anankiray tamin' ny Levita, no nandatsaka an-tsoratra azy ireo, teo anatrehan' ny mpanjaka sy ny filohany, teo anatrehan' i Sadaoka mpisorona, sy Akimeleka zanak' i Abiatara, ary teo anatrehan' ny loham-pianakavian' ny mpisorona sy ny Levita; amin' ny filokana, maka fianakaviana iray avy amin' i Eleazara, dia iray avy amin' Itamara. L' un des lévites, le scribe Shemaya, fils de Netanéel, les inscrivit en présence du roi, des officiers, du prêtre Sadoq, d' Ahimélek fils d'Ébyatar, des chefs de familles sacerdotales et lévitiques; on tirait une fois au sort pour chaque famille des fils d'Éléazar, toutes les deux fois pour les fils d' Itamar.
...............
1Tt / 1Tan 25.17 The tenth to Shimei, he, his sons, and his brethren, were twelve: ny fahafolo an' i Simey, izy mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin' ny folo; ny fahafolo an' i Semeiasa mbamin' ireo zanany aman-drahalahiny: roa ambin' ny folo; Le dixième fut Shiméï; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
...............
1Tt / 1Tan 26.4 Moreover the sons of Obededom were, Shemaiah the firstborn, Jehozabad the second, Joah the third, and Sacar the fourth, and Nethaneel the fifth. Ary ny zanakalahin' i Obed-edoma dia Semaia, lahimatoa, sy Jozabada, lahiaivo, sy Joa, fahatelo, sy Sakara, fahefatra, sy Netanela, fahadimy, Zanakalahin' i Obededoma: Semeiasa lahimatoa, Jozabada faharoa, Joahà fahatelo, Sakara fahefatra, Natanaela fahadimy, Obed-Édom eut des fils : Shemaya l' aîné, Yehozabad le second, Yoah le troisième, Sakar le quatrième, Netanéel le cinquième,
...............
1Tt / 1Tan 26.6 Also unto Shemaiah his son were sons born, that ruled throughout the house of their father: for they were mighty men of valour. Ary Semaia zanany niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin' ny fianakavian-drainy, satria samy lehilahy mahay izy. Semeiasa zanany lahy niteraka zazalahy, izay samy tonga filohany tamin' ny fianakavian-drainy, fa lehilahy nahery fo izy ireo. A son fils Shemaya naquirent des fils qui eurent autorité sur leurs familles, car ce furent des preux valeureux.
1Tt / 1Tan 26.7 The sons of Shemaiah; Othni, and Rephael, and Obed, Elzabad, whose brethren were strong men, Elihu, and Semachiah. Ny zanakalahin' i Semaia dia Otny sy Refaela sy Obeda ary Elzabada mbamin' ireo rahalahiny, lehilahy mahay, dia Eliho sy Semakia. Zanakalahin' i Semeiasa: Otnì, Refaela, Obeda, Elzabada, mbamin' ireo rahalahiny, samy lehilahy mahery fo, ary Eliò sy Samakiasa. Fils de Shemaya : Otni, Rephaèl, Obed, Elzabad, et ses frères les vaillants Élihu et Semakyahu.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 11.2 But the word of the Lord came to Shemaiah the man of God, saying, Kanjo kosa ny tenin' i Jehovah tonga tamin' i Semaia, lehilahin' Andriamanitra, ka nanao hoe: Kanjo tonga tamin' i Semaiasa olon' Andriamanitra, ny tenin' ny Tompo nanao hoe: Mais la parole de Yahvé fut adressée à Shemaya, l' homme de Dieu, en ces termes :
...............
2Tt / 2Tan 12.5 Then came Shemaiah the prophet to Rehoboam, and to the princes of Judah, that were gathered together to Jerusalem because of Shishak, and said unto them, Thus saith the Lord, Ye have forsaken me, and therefore have I also left you in the hand of Shishak. Ary Semaia mpaminany tonga tao amin-dRehoboama sy ireo mpanapaka ny Joda, izay tafangona tany Jerosalema noho ny amin' i Sisaka, ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Hianareo efa nahafoy Ahy, koa Izaho kosa dia mba nahafoy anareo ho eo an-tànan' i Sisaka. mpanapaka ny Joda, izay tafangona tany Jerosalema noho ny amin' i Sisaka, ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Hianareo efa nahafoy Ahy, koa Izaho kosa dia mba nahafoy anareo ho eo an-tànan' i Sisaka. Dia tonga Semaiasa mpaminany, nanatona an-dRoboama sy ny filohan' i Jodà, izay tafangona tao Jerosalema, noho i Sesàka efa akaiky, ka nanao tamin' izy ireo hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Efa nahafoy ahy hianareo, ka dia mba afoiko kosa ho eo an-tanan' i Sesàka. Shemaya, le prophète, vint trouver Roboam et les officiers judéens qui, devant Sheshonq, s'étaient regroupés près de Jérusalem, et il leur dit : " Ainsi parle Yahvé. Vous m' avez abandonné, aussi vous ai-je abandonnés moi-même aux mains de Sheshonq. "
...............
2Tt / 2Tan 12.7 And when the Lord saw that they humbled themselves, the word of the Lord came to Shemaiah, saying, They have humbled themselves; therefore I will not destroy them, but I will grant them some deliverance; and my wrath shall not be poured out upon Jerusalem by the hand of Shishak. Ary nony hitan' i Jehovah fa niaiky izy, dia tonga tao amin' i Semaia indray ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Efa niaiky izy, ka dia tsy handringana azy Aho, fa tsy ho ela dia hamonjy azy; ary tsy haidiko amin' i Jerosalema avy amin' ny tànan' i Sisaka ny fahatezerako. Nony hitan' ny Tompo fa nanetry tena izy ireo, dia tonga tamin' i Semaiasa ny tenin' ny Tompo nanao hoe: Efa nanetry tena izy ireo, ka tsy handringana azy aho: fa tsy ho ela, dia homeko ny fanafahana izy ireo, ary tsy hanampatra ny hatezerako amin' i Jerosalema, amin' ny tànan' i Sesàka aho. Quand Yahvé vit qu' ils s' humiliaient, la parole de Yahvé fut adressée à Shemaya en ces termes : " Ils se sont humiliés, je ne les exterminerai pas; sous peu je leur permettrai d'échapper et ce n' est pas par les mains de Sheshonq que ma colère s' abattra sur Jérusalem.
...............
2Tt / 2Tan 12.15 Now the acts of Rehoboam, first and last, are they not written in the book of Shemaiah the prophet, and of Iddo the seer concerning genealogies? And there were wars between Rehoboam and Jeroboam continually. Ary ny tantaran-dRehoboama, na ny voalohany na ny farany, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' i Semaia mpaminany sy Ido mpahita ny amin' ny firazanana va izany? Ary niady mandrakariva Rehoboama sy Jeroboama. Ny asa nataon-dRoboama, na ny voalohany na ny farany, moa tsy efa voasoratra ao amin' ny Tenin' i Semaiasa mpaminany, sy ny an' i Adao mpahita, momba ny tetiaram-pirazanana? Niady mandrakariva Roboama sy Jeroboama. L' histoire de Roboam, du début à la fin, cela n' est-il pas écrit dans l' histoire du prophète Shemaya et du voyant Iddo ? Il y eut tout le temps des combats entre Roboam et Jéroboam.
...............
2Tt / 2Tan 17.8 And with them he sent Levites, even Shemaiah, and Nethaniah, and Zebadiah, and Asahel, and Shemiramoth, and Jehonathan, and Adonijah, and Tobijah, and Tobadonijah, Levites; and with them Elishama and Jehoram, priests. Ary nisy Levita koa niaraka tamin' ireo, dia Semaia sy Netania sy Zebadia sy Asahela sy Semiramota sy Jonatana sy Adonia sy Tobia ary Tob-adonia, Levita, mbamin' i Elisama sy Jorama, mpisorona. sy ireto Levita ireto niaraka taminy: Semeiasa, Nataniasa, Zabadiasa, Asaela, Semiramota, Jonatàna, Adoniasa, Tobiasa, Tobadoniasa; ary niaraka tamin' ireo koa ireto mpisorona ireto: Elisamà sy Jorama. Des lévites les accompagnaient : Shemayahu, Netanyahu, Zebadyahu, Asahel, Shemiramot, Yehonatân, Adoniyyahu, Tobiyyahu, lévites, ainsi que les prêtres Élishama et Yehoram.
...............
2Tt / 2Tan 29.14 And of the sons of Heman; Jehiel, and Shimei: and of the sons of Jeduthun; Shemaiah, and Uzziel. ary tamin' ny taranak' i Hemana dia Jehiela sy Simey; ary tamin' ny taranak' i Jedotona dia Semaia sy Oziela. tamin' ny taranak' i Hemàna, Jahiela sy Semeia; ary tamin' ny taranak' Iditona, Semeiasa sy Oziela. des fils de Hémân : Yehiel et Shiméï; des fils de Yedutûn : Shemaya et Uzziel.
...............
2Tt / 2Tan 31.15 And next him were Eden, and Miniamin, and Jeshua, and Shemaiah, Amariah, and Shecaniah, in the cities of the priests, in their set office, to give to their brethren by courses, as well to the great as to the small: Ary ny fehin' i Kore dia Edena sy Miniamina sy Jesoa sy Semaia sy Amaria ary Sekania tao amin' ny tanànan' ny mpisorona; ary adidin' ireo ny hizara ho an' ny rahalahiny araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely, Nisy fehiny niandry raharaha homeny azy ireo, tao amin' ny tanànan' ny mpisorona, dia Edena, Benjamina, Jesoe, Semeiasa, Amariasa, Sekeniasa, izay niadidy ny fizarana ho an' ny rahalahiny, araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely; Éden, Minyamîn, Yéshua, Shemayahu, Amaryahu et Shekanyahu l' assistaient fidèlement dans les villes sacerdotales pour faire les distributions à leurs frères répartis en classes, autant au grand qu' au petit,
...............
2Tt / 2Tan 35.9 Conaniah also, and Shemaiah and Nethaneel, his brethren, and Hashabiah and Jeiel and Jozabad, chief of the Levites, gave unto the Levites for passover offerings five thousand small cattle, and five hundred oxen. Ary Konania sy Semaia sy Netanela rahalahiny ary Hasabia sy Jeiela sy Jozabada, lehiben' ny Levita, nanome ondry aman' osy dimy arivo ho an' ny Levita hatao Paska ary omby dimam-jato. Koneniasa, Semeiasa sy Natanaela, rahalahiny, Hasabiasa, Jehiala, Jozabada, lehiben' ny Levita, nanome zanak' ondry dimy arivo sy omby diman-jato, ho an' ny Levita hanaovana ny Paka. Les officiers des lévites Konanyahu, Shemayahu et Netanéel son frère, Hashabyahu, Yeïel et Yozabad prélevèrent pour les lévites, comme victimes pascales, cinq mille têtes de petit bétail et cinq cents boeufs.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.13 And of the last sons of Adonikam, whose names are these, Eliphelet, Jeiel, and Shemaiah, and with them threescore males. ary ny avy tamin' ny taranak' i Adonikama, zandriny taoriana ireo, ary izao no anarany: Elifeleta sy Jeiela sy Semaia mbamin' ny namany enim-polo lahy, tamin' ny taranak' i Adonikama, dia farany ireo, ka izao no anarany: Elifeleta, Jehiela, ary Semaiasa, mbamin' ireo enimpolo lahy niaraka taminy; des fils d' Adoniqam : les cadets dont voici les noms Eliphélèt, Yeïel et Shemaya, et avec eux 60 mâles;
...............
Ezr / Esd 8.16 Then sent I for Eliezer, for Ariel, for Shemaiah, and for Elnathan, and for Jarib, and for Elnathan, and for Nathan, and for Zechariah, and for Meshullam, chief men; also for Joiarib, and for Elnathan, men of understanding. Ka dia nirahiko Eliezera sy Ariela sy Semaia sy Elnatana sy Jariba sy Elnatana sy Natana sy Zakaria sy Mesolama (samy loholona ireo) ary Joariba sy Elnatana (samy mpampianatra ireo). Dia nasaiko nantsoina ny loholona, Eliezera, Ariela, Semeiasa, Elnatàna, Jariba; Elnatàna anankiray, Natàna, Zakaria ary Mosolama, mbamin' ireo mpampianatra: Joiariba sy Elnatàna. Alors je dépêchai Eliézer, Ariel, Shemaya, Elnatân, Yarib, Elnatân, Natân, Zekarya et Meshullam, hommes judicieux,
...............
Ezr / Esd 10.21 And of the sons of Harim; Maaseiah, and Elijah, and Shemaiah, and Jehiel, and Uzziah. ary ny avy tamin' ny taranak' i Harima dia Mahaseia sy Elia sy Semaia sy Jehiela ary Ozia; Tamin' ny taranak' i Harima: Maasiasa, Elia, Semeisa, Jehiela ary Oziasa. parmi les fils de Harim : Maaséya, Eliyya, Shemaya, Yehiel et Uziyya;
...............
Ezr / Esd 10.31 And of the sons of Harim; Eliezer, Ishijah, Malchiah, Shemaiah, Shimeon, ary ny avy tamin' ny taranak' i Harima dia Eliezera sy Jisia sy Malkia sy Semaia sy Simeona tamin' ny taranak' i Harima: Eliezera, Jesiasa, Melkiasa, Semeiasa, Simeona, des fils de Harim : Eliézer, Yishshiyya, Malkiyya, Shemaya, Shiméôn,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.29 After them repaired Zadok the son of Immer over against his house. After him repaired also Shemaiah the son of Shechaniah, the keeper of the east gate. Manarakaraka ireo dia namboatra koa Zadoka, zanak' Imera, dia ny teo amin' ny tandrifin' ny. tranony ihany. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Semaia, zanak' i Sekania, mpiandry ny vavahady atsinanana. Manarakaraka azy, Sadaoka zanak' i Emera nanamboatra ny teo anoloan' ny tranony; manarakaraka azy, nanamboatra Semeiasa zanak' i Sikemiasa mpiandry ny vavahady atsinanana amin' ny tempoly. Après eux Sadoq, fils d' Immer, répara en face de sa maison. Après lui répara Shemaya, fils de Shekanya, gardien de la porte de l' Orient.
...............
Neh / Ne 6.10 Afterward I came unto the house of Shemaiah the son of Delaiah the son of Mehetabeel, who was shut up; and he said, Let us meet together in the house of God, within the temple, and let us shut the doors of the temple: for they will come to slay thee; yea, in the night will they come to slay thee. Ary izaho dia tonga tao an-tranon' i Semaia, zanak' i Delaia, zanak' i Mehetabela, izay nihidy trano tao; dia hoy izy: Andeha isika hiditra ao an-tranon' Andriamanitra ao anatin' ny tempoly, ary aoka harindrintsika ny varavarana, fa ho avy hamono anao izy, eny, ho avy alina hamono anao izy. Ary nankao amin' i Semaiasa zanak' i Dalaiasa, zanak' i Metabeela aho. Nihidy aman-trano izy, ary izao no nolazainy tamiko: Andeha isika hiara-mankao an-tranon' Andriamanitra eo anatin' ny tempoly, fa tamy hamono anao ny olona; ary amin' ny alina no hahatongavan' ny olona hamono anao. Un jour j'étais allé chez Shemaya, fils de Delaya, fils de Mehétabéel, qui se trouvait empêché. Il prononça "Rendons-nous au Temple de Dieu, à l' intérieur du sanctuaire fermons bien les portes du sanctuaire, car on va venir pour te tuer, oui, cette nuit, on viendra te tuer!"
...............
Neh / Ne 8.4 And Ezra the scribe stood upon a pulpit of wood, which they had made for the purpose; and beside him stood Mattithiah, and Shema, and Anaiah, and Urijah, and Hilkiah, and Maaseiah, on his right hand; and on his left hand, Pedaiah, and Mishael, and Malchiah, and Hashum, and Hashbadana, Zechariah, and Meshullam. Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin' ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa. Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao an-kavanany, Matatiasa, Semeiasa, Aniasa, Oria, Helkiasa, Maasiasa; teo an-kaviany, Fadaiasa, Misaela, Melkiasa, Hasoma, Hasbadanà, Zakaria, Mosolama. Le scribe Esdras se tenait sur une estrade de bois, construite pour la circonstance; près de lui se tenaient : à sa droite, Mattitya, Shéma, Anaya, Uriyya, Hilqiyya et Maaséya, et, à sa gauche, Pedaya, Mishaèl, Malkiyya, Hashum, Hashbaddana, Zekarya et Meshullam.
...............
Neh / Ne 10.9 And the Levites: both Jeshua the son of Azaniah, Binnui of the sons of Henadad, Kadmiel; Mazia, Bilgay, Semaia; samy mpisorona ireo. Belgaì, Semeiasa, samy mpisorona ireo. Maazya, Bilgaï, Shemaya : ce sont les prêtres.
...............
Neh / Ne 11.15 Also of the Levites: Shemaiah the son of Hashub, the son of Azrikam, the son of Hashabiah, the son of Bunni; Ary ny avy tamin' ny Levita dia Semaia, zanak' i Hasoba, zanak' i Azrikama, zanak' i Hasabia, zanak' i Bony; Avy amin' ny levita: Semeiasa zanak' i Hasoba, zanak' i Ezrikama, zanak' i Hasabiasa, zanak' i Bonì; Parmi les lévites : Shemaya, fils de Hashshub, fils d' Azriqam, fils de Hashabya, fils de Bunni;
...............
Neh / Ne 12.6 Shemaiah, and Joiarib, Jedaiah, Semaia, Joiariba, Jedaia, Semeiasa, Joiariba, Idaiasa, Shemaya; plus : Yoyarib, Yedaya,
...............
Neh / Ne 12.18 Of Bilgah, Shammua; of Shemaiah, Jehonathan; ny avy tamin' i Bilga dia Samoa; ny avy tamin' i Semaia dia Jonatana; Samoa avy amin' i Belgà; Jonatàna avy amin' i Semeiasa; famille de Bilga : Shammua; famille de Shemaya : Yehonatân;
...............
Neh / Ne 12.33 And Azariah, Ezra, and Meshullam, dia Azaria sy Ezra sy Mesolama Azariasa, Esdrasa, Mosolama, Jodà, Benjamina, Semeiasa, ary Jeremia; ainsi qu' Azarya, Esdras, Meshullam,
Neh / Ne 12.34 Judah, and Benjamin, and Shemaiah, and Jeremiah, sy Joda sy Benjamina sy Semaia ary Jeremia, ny sasany amin' ny taranaky ny mpisorona, nitondra trompetra: Zakaria zanak' i Jonatàna, zanak' i Semeiasa, zanak' i Mataniasa, zanak' i Mikea, zanak' i Zekora, zanak' i Asafa, Yehuda, Benjamin, Shemaya et Yirmeya,
Neh / Ne 12.35 And certain of the priests' sons with trumpets; namely, Zechariah the son of Jonathan, the son of Shemaiah, the son of Mattaniah, the son of Michaiah, the son of Zaccur, the son of Asaph: ary ny sasany tamin' ny taranaky ny mpisorona nitondra trompetra, dia Zakaria, zanak' i Jonatana, zanak' i Semaia, zanak' i Matania, zanak' i Mikaia, zanak' i Zakora, zanak' i Asafa, mbamin' ny rahalahiny, Semeiasa, Azareela, Malalaì, Galalaì, Maaì, Natanaela, Jodà, ary Hananì, nitondra ny zava-manenon' i Davida, olon' Andriamanitra. Esdrasa mpanora-dalana no nialoha an' ireo. choisis parmi les prêtres et munis de trompettes; puis Zekarya, fils de Yonatân, fils de Shemaya, fils de Mattanya, fils de Mika, fils de Zakkur, fils d' Asaph,
Neh / Ne 12.36 And his brethren, Shemaiah, and Azarael, Milalai, Gilalai, Maai, Nethaneel, and Judah, Hanani, with the musical instruments of David the man of God, and Ezra the scribe before them. mbamin' ny rahalahiny, dia Semaia sy Azarela, Milalay, Gilalay, May, Netanela sy Joda ary Hanany, nitondra ny zava-manenon' i Davida, lehilahin' Andriamanitra; ary Ezra mpanora-dalàna nandeha teo alohan' ireo. Tao amin' ny vavahadin' ny Loharano izy ireo, dia niakatra ny ambaratongan' ny tanànan' i Davida, teo an-tandrifiny, nihazo ny fiakarana amin' ny manda, eo ambonin' ny manda, eo ambonin' ny tranon' i Davida hatreo amin' ny vavahadin' ny Rano, eo atsinanana. avec ses frères Shemaya, Azaréel, Milalaï, Gilalaï, Maaï, Netanéel, Yehuda, Hanani, munis des instruments de musique de David, l' homme de Dieu. Et Esdras, le scribe, marchait à leur tête.
...............
Neh / Ne 12.41 And the priests; Eliakim, Maaseiah, Miniamin, Michaiah, Elioenai, Zechariah, and Hananiah, with trumpets; ary ny mpisorona, dia Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria ary Hanania, nitondra trompetra, sy Maasiasa, Semeiasa, Ajì, Johanàna, Melkiasa, Elama, ary Ezera. Dia injay, niredona ny mpihira mbamin' i Jezraiasa mpifehy azy. ainsi que les prêtres Elyaqim, Maaséya, Minyamîn, Mika, Elyoénaï, Zekarya, Hananya, munis de trompettes,
Neh / Ne 12.42 And Maaseiah, and Shemaiah, and Eleazar, and Uzzi, and Jehohanan, and Malchijah, and Elam, and Ezer. And the singers sang loud, with Jezrahiah their overseer. ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy. Sorona maro no naterin' izy ireo, tamin' izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen' Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin' ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema. plus Maaséya, Shemaya, Eléazar, Uzzi, Yehohanân, Malkiyya, Elam et Ezer. Les chantres se firent entendre sous la direction de Yizrahya.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 26.20 And there was also a man that prophesied in the name of the Lord, Urijah the son of Shemaiah of Kirjathjearim, who prophesied against this city and against this land according to all the words of Jeremiah. Ary nisy lehilahy anankiray koa izay naminany tamin' ny anaran' i Jehovah, dia Oria, zanak' i Semaia, avy any Kiriata-jearima, izay naminany loza ho amin' ity tanàna sy ity tany ity araka izany teny rehetra nataon' i Jeremia izany koa. Nisy lehilahy anankiray koa, naminany tamin' ny anaran' ny Tompo, dia Oria, zanak' i Semeia, avy any Kariatiarima; izay novinanin' i Jeremia indrindra no novinaniny, hanjo an' ity tanàna ity, sy ity tany ity. Il y eut encore un homme qui prophétisait au nom de Yahvé; c'était Uriyyahu, fils de Shemayahu, originaire de Qiryat-Yéarim. Il prophétisa contre cette ville et ce pays dans les mêmes termes que Jérémie.
...............
Jer / Jr 29.24 Thus shalt thou also speak to Shemaiah the Nehelamite, saying, Ary Semaia Nehelamita dia hilazanao hoe: Ary Semeiasa, Nehelamita, dia ilazao hoe: Et à Shemayahu de Nahlam, tu parleras ainsi
...............
Jer / Jr 29.31 Send to all them of the captivity, saying, Thus saith the Lord concerning Shemaiah the Nehelamite; Because that Shemaiah hath prophesied unto you, and I sent him not, and he caused you to trust in a lie: Maniraha ho any amin' ny babo rehetra, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah ny amin' i Semaia Nehelamita: Noho ny naminanian' i Semaia taminareo, kanefa tsy nirahiko izy tsinona, fa nampitoky anareo tamin' ny lainga Mandefasa iraka, hilaza amin' ny voababo rehetra, hanao hoe: Izao no lazain' ny Tompo, ny amin' i Semeiasa, Nehelamita: Noho Semeiasa naminany taminareo, nefa tsy nirahako, ary lainga no nataony hitokianareo; Envoie ce message à tous les déportés : "Ainsi parle Yahvé au sujet de Shemayahu de Nahlam. Puisque Shemayahu vous a prophétisé, alors que je ne l' avais pas envoyé, et qu' il vous a fait vous confier au mensonge,
Jer / Jr 29.32 Therefore thus saith the Lord; Behold, I will punish Shemaiah the Nehelamite, and his seed: he shall not have a man to dwell among this people; neither shall he behold the good that I will do for my people, saith the Lord; because he hath taught rebellion against the Lord. dia izao no lazain' i Jehovah: Indro, efa hamaly an' i Semaia Nehelamita sy ny taranany Aho: tsy hanana zanakalahy honina amin' ity firenena ity izy sady tsy hanam-pifaliana amin' ny hahitana ny soa izay hataoko amin' ny oloko, hoy Jehovah, satria fiodinana tamin' i Jehovah no notoriny. noho izany, dia izao no lazain' ny Tompo: Hamangy an' i Semeiasa Nehelamita mbamin' ny taranany aho; tsy hisy amin' ny fianakaviany honina eo amin' ny fireneny; sady tsy mba hahita ny soa hataoko amin' ny vahoakako izy, - teny marin' ny Tompo, - satria nitory fiodinana amin' ny Tompo izy. eh bien! ainsi parle Yahvé : Je vais châtier Shemayahu de Nahlam ainsi que sa descendance. Aucun des siens n' habitera au milieu de ce peuple pour jouir du bonheur que je veux accorder à mon peuple oracle de Yahvé car il a prêché la révolte contre Yahvé" .
...............
Jer / Jr 36.12 Then he went down into the king' s house, into the scribe' s chamber: and, lo, all the princes sat there, even Elishama the scribe, and Delaiah the son of Shemaiah, and Elnathan the son of Achbor, and Gemariah the son of Shaphan, and Zedekiah the son of Hananiah, and all the princes. dia nidina nankany amin' ny tranon' ny mpanjaka izy ka nankao amin' ny efi-tranon' ny mpanoratra; ary indreo ny mpanapaka rehetra nipetraka teo, dia Elisama mpanoratra sy Delaia, zanak' i Semaia, sy Elnatana zanak' i Akbora, sy Gemaria, zanak' i Safana, sy Zedekia, zanak' i Hanania, mbamin' ny mpanapaka rehetra. ka dia nidina nankany an-tranon' ny mpanjaka, tao amin' ny efitranon' ny mpanoratra; ka indro fa nipetraka tao avokoa ny lehibe, dia Elisama, mpanoratra, Dalaiasa, zanak' i Semeiasa, Elinatana, zanak' i Akobora, Gamariasa, zanak' i Safana, Sedekiasa, zanak' i Hananiasa, mbamin' ny lehibe rehetra. descendit au palais royal, à la salle du scribe. Là, tous les princes tenaient séance : Elishama, le scribe; Delayahu, fils de Shemayahu; Elnatân, fils de Akbor; Gemaryahu, fils de Shaphân; Cidqiyyahu, fils de Hananyahu, et tous les autres princes.