|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Hanamela

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
Neh / Ne 3.1 Then Eliashib the high priest rose up with his brethren the priests, and they builded the sheep gate; they sanctified it, and set up the doors of it; even unto the tower of Meah they sanctified it, unto the tower of Hananeel. Dia nitsangana Eliasiba mpisoronabe sy ny mpisorona rahalahiny ka nandrafitra ny vavahadin' ondry; dia nanamasina azy izy ka nandatsaka ny lela-vavahadiny; hatramin' ny tilikambo Hamea ka hatramin' ny tilikambo Hananela no nohamasininy. Eliasiba mpisorona lehibe, mbamin' ireo mpisorona rahalahiny dia nanomboka nanorina ny vavahadin' ny Ondy, nanamasina azy izy, dia nandatsaka ny lela-vavahady; namboariny ny manda dia nohamasininy hatramin' ny tilikambon' i Meà, ka hatramin' ny tilikambon' i Hananeela. Elyashib, le grand prêtre, et ses frères les prêtres se levèrent et construisirent la porte des Brebis; ils en firent la charpente, fixèrent ses battants, verrous et barres, et continuèrent jusqu'à la tour des Cent et jusqu'à la tour de Hananéel.
...............
Neh / Ne 12.38 And the other company of them that gave thanks went over against them, and I after them, and the half of the people upon the wall, from beyond the tower of the furnaces even unto the broad wall; Ary ny mpanao fiderana irai-dia kosa dia nandeha nifanandrify taminy sady narahiko sy ny antsasaky ny olona teo ambonin' ny manda hatreo ambonin' ny tilikambo misy ny fatana fandoroana ka hatramin' ny manda lehibe, dia avy teo ambony vavahadin' i Efraima, teo amin' ny vavahady Goga, teo am-bavahadin' ny Hazandrano, teo amin' ny tilikambon' i Hananeela, sy ny tilikambon' i Meà, hatreo amin' ny vavahadin' ny Ondry; ary teo amin' ny vavahadin' ny Tranomaizina no nijanona. Quant au second choeur, il chemina vers la gauche : je le suivis, avec la moitié des chefs du peuple, par la crête du rempart, par-dessus la tour des Fours et jusqu'à la muraille large,

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 31.38 Behold, the days come, saith the Lord, that the city shall be built to the Lord from the tower of Hananeel unto the gate of the corner. Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanorenana ity tanàna ity indray ho an' i Jehovah hatramin' ny tilikambon' i Hananela ka hatramin' ny vavahady an-jorony. Indro avy ny andro, - teny marin' ny Tompo, hanorenana indray ity tanàna ity, ho an' ny Tompo, hatramin' ny tilikambon' i Hananeela ka hatramin' ny vavahadin' ny Zorony. Voici venir des jours oracle de Yahvé où la Ville sera reconstruite pour Yahvé, depuis la tour de Hananéel jusqu'à la porte de l' Angle.
...............
Jer / Jr 32.7 Behold, Hanameel the son of Shallum thine uncle shall come unto thee saying, Buy thee my field that is in Anathoth: for the right of redemption is thine to buy it. Indro Hanamela, zanak' i Saloma, rahalahin-drainao, ho avy eto aminao hanao hoe: Vidionao ny sahako izay ao Anatota, fa ianao no havana akaiky tokony hanavotra azy. Indro ho avy atý aminao Hananeela zanak' i Seloma rahalahin-drainao, hanao hoe: Vidio ny sahako ao Anatota, fa manana ny rariny hanavotanao azy hianao, ka azonao vidina. Voici, Hanaméel, fils de ton oncle Shallum, va venir te trouver pour te dire : "Achète mon champ d' Anatot car tu as droit de rachat pour l' acquérir."
Jer / Jr 32.8 So Hanameel mine uncle' s son came to me in the court of the prison according to the word of the Lord, and said unto me, Buy my field, I pray thee, that is in Anathoth, which is in the country of Benjamin: for the right of inheritance is thine, and the redemption is thine; buy it for thyself. Then I knew that this was the word of the Lord. Ary Hanamela, zana-drahalahin' ikaky, dia tonga tamiko teo an-kianjan' ny trano fiambenana araka ny tenin' i Jehovah, ka hoy izy tamiko: Masìna ianao, vidio ny sahako izay ao Anatota, dia ilay ao amin' ny tanin' ny Benjamina, fa ianao no havana akaiky tokony handova sy hanavotra azy, vidio re ho anao. Ka dia fantatro fa tenin' i Jehovah izany. Dia tonga tatý amiko tokoa tao amin' ny kianja fiambenana araka ny tenin' ny Tompo, Hananeela zana-drahalahin-draiko, ka nanao tamiko hoe: Mba vidio ny sahako ao Anatota, amin' ny faritanin' i Benjamina, fa manana ny rariny handovanao sy hanavotanao azy hianao, ka mba vidio àry. Fantatro tamin' izany fa tenin' ny Tompo izany. Mon cousin Hanaméel vint me trouver selon la parole de Yahvé, dans la cour de garde, et il me dit : "Achète donc mon champ d' Anatot, au pays de Benjamin, car tu as droit d' héritage et droit de rachat, achète-le." Je reconnus alors que c'était un ordre de Yahvé.
Jer / Jr 32.9 And I bought the field of Hanameel my uncle' s son, that was in Anathoth, and weighed him the money, even seventeen shekels of silver. Ary novidiko tamin' i Hanamela, zana-drahalahin' ikaky, ny saha izay tao Anatota, ary nolanjaiko ny vola, dia sekely volafotsy fito ambin' ny folo. Ka novidiko tamin' i Hananeela zana-drahalahin-draiko, ilay saha ao Anatota, ary nolanjaiko ny vola ho azy, sikla volafotsy fito ambin' ny folo. J' achetai donc ce champ à mon cousin Hanaméel d' Anatot et lui pesai l' argent : dix-sept sicles d' argent.
...............
Jer / Jr 32.12 And I gave the evidence of the purchase unto Baruch the son of Neriah, the son of Maaseiah, in the sight of Hanameel mine uncle' s son, and in the presence of the witnesses that subscribed the book of the purchase, before all the Jews that sat in the court of the prison. dia natolotro an' i Baroka, zanak' i Neria, zanak' i Mahaseia, ilay taratasy nisy ny fanekena tamin' ny vidin-tany, teo imason' i Hanamela, zana-drahalahin' ikaky, sy teo anatrehan' ny vavolombelona izay nanao sonia tamin' ny taratasy nisy ny fanekena tamin' ny vidin-tany, dia teo anatrehan' ny Jiosy rehetra izay nipetraka teo an-kianjan' ny trano fiambenana. Dia natolotro an' i Baròka, zanak' i Nerià, zanak' i Maasiasa, ny fanekem-pividianana, teo anatrehan' i Hananeela, zana-drahalahin-draiko, sy teo anatrehan' ny vavolombelona nanao sonia ny fanekem-pividianana sy teo anatrehan' ny Jody rehetra, nipetraka teo an-kianjan' ny fiambenana. et je remis l' acte d' acquisition à Baruch, fils de Nériyya, fils de Mahséya, en présence de mon cousin Hanaméel et des témoins signataires de l' acte d' acquisition, et en présence de tous les Judéens qui se trouvaient dans la cour de garde.