|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Jozabada

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 12.21 For Jozachar the son of Shimeath, and Jehozabad the son of Shomer, his servants, smote him, and he died; and they buried him with his fathers in the city of David: and Amaziah his son reigned in his stead. Ary nitsangana ny mpanompon' i Joasy ka niodina taminy, dia namono azy tao an-trano Milo, ao am-pidinana mankany Sila. Fa Jozakara, zanak' i Simata, sy Jozabada, zanak' i Somera mpanompony namely azy ho faty; dia nalevina tao amin' ny razany tao an-tanànan' i Davida izy; ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy. Nikomy taminy ny mpanompony ary nanao teti-dratsy, dia nasiany tao an-tranon' i Melao amin' ny fidinan' i Sela Joasa. Ses officiers se soulevèrent et ourdirent un complot; ils frappèrent Joas au Bet-Millo...

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 12.20 As he went to Ziklag, there fell to him of Manasseh, Adnah, and Jozabad, and Jediael, and Michael, and Jozabad, and Elihu, and Zilthai, captains of the thousands that were of Manasseh. Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin' ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin' ny Manase. Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin' i Manase, nanatona azy: Ednasa, Jozadaba, Jedihela, Mikaela, Jozadaba, Eliao ary Sabataì, tompon' arivo amin' i Manase ireny. Quelques Manassites se rendirent à David alors qu' il venait lutter avec les Philistins contre Saül. Mais ils ne leur prêtèrent pas main-forte car, s'étant consultés, les princes des Philistins renvoyèrent David en disant : " Il irait se rendre à son seigneur Saül au prix de nos têtes! "
...............
1Tt / 1Tan 26.4 Moreover the sons of Obededom were, Shemaiah the firstborn, Jehozabad the second, Joah the third, and Sacar the fourth, and Nethaneel the fifth. Ary ny zanakalahin' i Obed-edoma dia Semaia, lahimatoa, sy Jozabada, lahiaivo, sy Joa, fahatelo, sy Sakara, fahefatra, sy Netanela, fahadimy, Zanakalahin' i Obededoma: Semeiasa lahimatoa, Jozabada faharoa, Joahà fahatelo, Sakara fahefatra, Natanaela fahadimy, Obed-Édom eut des fils : Shemaya l' aîné, Yehozabad le second, Yoah le troisième, Sakar le quatrième, Netanéel le cinquième,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 17.18 And next him was Jehozabad, and with him an hundred and fourscore thousand ready prepared for the war. ary nanarakaraka azy dia Jozabada, ary ny fehiny dia valo alina amby iray hetsy efa voaomana hiady. ny teo anilany dia Jozabada, sy lehilahy valo alina sy iray hetsy samy hary fiadiana hiady niaraka taminy. à ses ordres, Yehozabad, avec 180 milliers équipés pour la guerre.
...............
2Tt / 2Tan 24.26 And these are they that conspired against him; Zabad the son of Shimeath an Ammonitess, and Jehozabad the son of Shimrith a Moabitess. Ary izao no niodina taminy: Zabada, zanak' i Simata Amonita, sy Jozabada, zanak' i Simrita Moabita. Ireto no nanao teti-be hamely azy: Zabada, zanak' i Semaata vehivavy Amonita, sy Jozabada, zanak' i Samarita vehivavy Moabita. Voici les conjurés : Zabad fils de Shiméat l' Ammonite, Yehozabad fils de Shimrit la Moabite.
...............
2Tt / 2Tan 31.13 And Jehiel, and Azaziah, and Nahath, and Asahel, and Jerimoth, and Jozabad, and Eliel, and Ismachiah, and Mahath, and Benaiah, were overseers under the hand of Cononiah and Shimei his brother, at the commandment of Hezekiah the king, and Azariah the ruler of the house of God. Ary Jehiela sy Azazia sy Nahata sy Asahela sy Jerimota sy Jozabada sy Eliala sy Jismakia sy Mahata ary Benaia, fehin' i Konania sy Simey rahalahiny, no tonian' ireny, araka ny didin' i Hezekia mpanjaka sy Azaria, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra. ary Jahiela, Azariasa, Nahata, Asaela, Jerimota, Jozabada, Eliela, Jesmakiasa, Mahata sy Banaiasa no mpikarakara nofehezin' i Joneiasa sy Semeia rahalahiny, araka ny nandaharan' i Ezekiasa mpanjaka sy Azariasa mpanapaka ao amin' ny tranon' Andriamanitra, an' izany. Yehiel, Azazyahu, Nahat, Asahel, Yerimot, Yozabad, Éliel, Yismakyahu, Mahat et Benayahu en étaient les surveillants sous les ordres de Konanyahu et de son frère Shiméï, sous le gouvernement du roi Ézéchias et d' Azaryahu, chef du Temple de Dieu.
...............
2Tt / 2Tan 35.9 Conaniah also, and Shemaiah and Nethaneel, his brethren, and Hashabiah and Jeiel and Jozabad, chief of the Levites, gave unto the Levites for passover offerings five thousand small cattle, and five hundred oxen. Ary Konania sy Semaia sy Netanela rahalahiny ary Hasabia sy Jeiela sy Jozabada, lehiben' ny Levita, nanome ondry aman' osy dimy arivo ho an' ny Levita hatao Paska ary omby dimam-jato. Koneniasa, Semeiasa sy Natanaela, rahalahiny, Hasabiasa, Jehiala, Jozabada, lehiben' ny Levita, nanome zanak' ondry dimy arivo sy omby diman-jato, ho an' ny Levita hanaovana ny Paka. Les officiers des lévites Konanyahu, Shemayahu et Netanéel son frère, Hashabyahu, Yeïel et Yozabad prélevèrent pour les lévites, comme victimes pascales, cinq mille têtes de petit bétail et cinq cents boeufs.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.33 Now on the fourth day was the silver and the gold and the vessels weighed in the house of our God by the hand of Meremoth the son of Uriah the priest; and with him was Eleazar the son of Phinehas; and with them was Jozabad the son of Jeshua, and Noadiah the son of Binnui, Levites; Ary tamin' ny andro fahefatra no nandanjana ny volafotsy sy ny volamena ary ny fanaka ho eo an-tànan' i Meremota, zanak' i Oria mpisorona, tao an-tranon' Andriamanitray; ary teo aminy koa Eleazara, zanak' i Finehasa; ary teo amin' izy roa lahy koa Jozabada, zanak' i Jesoa, sy Noadia, zanak' i Binoy; Levita izy roa lahy ireo; Tamin' ny andro fahaefatra dia nolanjaina tao an-tranon' Andriamanitray ny volafotsy sy volamena mbamin' ny fanaka, ho eo an-tànan' i Merimota, zanak' i Oria, mpisorona; teo aminy koa Eleazara, zanak' i Finea; ary teo amin' izy ireo koa, Jozabada zanak' i Josoe, sy Noadiasa zanak' i Benoì. Le quatrième jour, l' argent, l' or et les ustensiles furent pesés dans le Temple de notre Dieu et remis entre les mains du prêtre Merémot, fils d' Uriyya, avec qui était Eléazar, fils de Pinhas; auprès d' eux se tenaient les lévites Yozabad, fils de Josué, et Noadya, fils de Binnuï.
...............
Ezr / Esd 10.22 And of the sons of Pashur; Elioenai, Maaseiah, Ishmael, Nethaneel, Jozabad, and Elasah. ary ny avy tamin' ny taranak' i Pasora dia Elioenay sy Mahaseia sy Isimaela sy Netanela sy Jozabada ary Elasa. Tamin' ny taranak' i Fasora: Elioenaì, Maasiasa, Ismaela, Nataneale, Jozabeda ary Elasà. parmi les fils de Pashehur : Elyoénaï, Maaséya, Yishmaèl, Netanéel, Yozabad et Eléasa.
Ezr / Esd 10.23 Also of the Levites; Jozabad, and Shimei, and Kelaiah, (the same is Kelita,) Pethahiah, Judah, and Eliezer. Ary ny avy tamin' ny Levita dia Jozabada sy Simey sy Kelaia (Kelita izany) sy Petahia sy Joda ary Eliezera: Tamin' ny levita: Jozabeda, Semei, Kelaiasa, Kelità ihany io, Fataiasa, Jodà ary Eliezara. Tamin' ny mpihira: Eliasiba. Parmi les lévites : Yozabad, Shiméï, Qélaya le même que Qelita , Petahya, Yehuda et Eliézer.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 8.7 Also Jeshua, and Bani, and Sherebiah, Jamin, Akkub, Shabbethai, Hodijah, Maaseiah, Kelita, Azariah, Jozabad, Hanan, Pelaiah, and the Levites, caused the people to understand the law: and the people stood in their place. Ary Jesoa sy Bany sy Serebia sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada sy Hanana sy Pelaia ary ny Levita dia nampianatra ny olona ny lalàna; ary ny olona dia teo amin' izay nitoerany ihany. Ary nampianatra ny vahoaka ny lalàna, Josoe, Banì, Sarabiasa, Jamina, Akoba, Septaì, Odiasa, Maasiasa, Kelità, Azariasa, Jozabeda, Hanàna, Falaiasa, mbamin' ny levita; ka samy nijanona teo amin' ny fitoerany ny olona. Josué, Bani, Shérébya, Yamîn, Aqqub, Shabtaï, Hodiyya, Maaséya, Qelita, Azarya, Yozabad, Hanân, Pelaya, qui étaient lévites, expliquaient la Loi au peuple, pendant que le peuple demeurait debout.
...............
Neh / Ne 11.16 And Shabbethai and Jozabad, of the chief of the Levites, had the oversight of the outward business of the house of God. ary Sabetahy sy Jozabada, avy tamin' ny lohan' ny Levita, no tonian' ny raharaha teo ivelan' ny tranon' Andriamanitra. Sabataì sy Jozabada, anisan' ny lohan' ny levita, tonian' ny raharaha teo ivelan' ny tranon' Andriamanitra; Shabtaï et Yozabad, ceux des chefs lévitiques responsables des affaires extérieures du Temple de Dieu;