|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Zebadia

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.15 And Zebadiah, and Arad, and Ader, sy Zebadia sy Arada sy Adera Zabadia, Aroda, Hedera, Zebadya, Arad, Éder,
...............
1Tt / 1Tan 8.17 And Zebadiah, and Meshullam, and Hezeki, and Heber, ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera Zabadia, Mosoliama, Hezesì, Hebera, Zebadya, Meshullam, Hizqi, Haber,
...............
1Tt / 1Tan 12.7 And Joelah, and Zebadiah, the sons of Jeroham of Gedor. ary Joela sy Zebadia, zanak' i Jerohama avy any Gedora. Joela sy Zabadià zanak' i Jerohama avy any Gedora. Elqana, Yishiyyahu, Azaréel, Yoézer, Yashobéam, Coréites,
...............
1Tt / 1Tan 26.2 And the sons of Meshelemiah were, Zechariah the firstborn, Jediael the second, Zebadiah the third, Jathniel the fourth, Ary ny zanakalahin' i Meselemia dia Zakaria, lahimatoa, sy Jediaela, lahiaivo, sy Zebadia, fahatelo, sy Jediaela, fahefatra, Zanakalahin' i Meselemià: Zakariasa lahimatoa; Jadihela faharoa; Zabadiasa fahatelo; Jatanaela fahefatra; Meshélémyahu eut des fils : Zekaryahu le premier, Yediael le second, Zebadyahu le troisième, Yatniel le quatrième,
...............
1Tt / 1Tan 27.7 The fourth captain for the fourth month was Asahel the brother of Joab, and Zebadiah his son after him: and in his course were twenty and four thousand. Ny fahefatra, ho amin' ny volana fahefatra, dia Asahela, rahalahin' i Joaba, ary Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Asaela rahalahin' i Joaba no fahefatra ho amin' ny volana fahefatra, ary Zabadiasa zanany no manarakaraka azy, efatra arivo sy roa alina no isan' ny antokony. Le quatrième, affecté au quatrième mois, était Asahel, frère de Joab; son fils Zebadya lui succéda. Il était responsable d' une classe de vingt-quatre mille hommes.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 17.8 And with them he sent Levites, even Shemaiah, and Nethaniah, and Zebadiah, and Asahel, and Shemiramoth, and Jehonathan, and Adonijah, and Tobijah, and Tobadonijah, Levites; and with them Elishama and Jehoram, priests. Ary nisy Levita koa niaraka tamin' ireo, dia Semaia sy Netania sy Zebadia sy Asahela sy Semiramota sy Jonatana sy Adonia sy Tobia ary Tob-adonia, Levita, mbamin' i Elisama sy Jorama, mpisorona. sy ireto Levita ireto niaraka taminy: Semeiasa, Nataniasa, Zabadiasa, Asaela, Semiramota, Jonatàna, Adoniasa, Tobiasa, Tobadoniasa; ary niaraka tamin' ireo koa ireto mpisorona ireto: Elisamà sy Jorama. Des lévites les accompagnaient : Shemayahu, Netanyahu, Zebadyahu, Asahel, Shemiramot, Yehonatân, Adoniyyahu, Tobiyyahu, lévites, ainsi que les prêtres Élishama et Yehoram.
...............
2Tt / 2Tan 19.11 And, behold, Amariah the chief priest is over you in all matters of the Lord; and Zebadiah the son of Ishmael, the ruler of the house of Judah, for all the king' s matters: also the Levites shall be officers before you. Deal courageously, and the Lord shall be with the good. Ary, indro, Amaria mpisoronabe no ho lehibenareo amin' ny raharahan' i Jehovah rehetra; ary Zebadia, zanak' Isimaela, mpanapaka ny taranak' i Joda, ho lehibenareo amin' ny raharahan' ny mpanjaka rehetra kosa; ary ny Levita ho mpifehy hanampy anareo. Mahereza, ka mahefà; ary Jehovah anie homba izay tsara. Indro Amariasa mpisorona lehibe, ho filohanareo amin' ny raharahan' ny Tompo rehetra; ary Zabadiasa zanak' Ismaely mpanapaka ny taranak' i Jodà, amin' ny raharahan' ny mpanjaka rehetra; ary ny Levita koa dia ho eo anatrehanareo ho manam-boninahitra. Matokia, ataovy ny asa, ary homba anareo anie Iaveh. Voici qu' Amaryahu, le premier prêtre, vous contrôlera pour toute affaire de Yahvé et Zebadyahu, fils de Yishmaèl, chef de la maison de Juda, pour toute affaire royale. Les lévites vous serviront de scribes. Soyez fermes, mettez cela en pratique et Yahvé sera là avec le bonheur. "

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.8 And of the sons of Shephatiah; Zebadiah the son of Michael, and with him fourscore males. Zebadia, zanak' i Mikaela, avy tamin' ny taranak' i Sefatia, mbamin' ny namany valo-polo lahy; tamin' ny taranak' i Safatiasa, Zebediasa zanak' i Mikaela, mbamin' ireo valopolo lahy izay niaraka taminy; des fils de Shephatya : Zebadya, fils de Mikaèl, et avec lui 80