|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Elama

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.22 The children of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram. Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama. Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, ary Arama. Fils de Sem : Élam, Ashshur, Arpakshad, Lud, Aram.
Gen / Jen 14.1 And it came to pass in the days of Amraphel king of Shinar, Arioch king of Ellasar, Chedorlaomer king of Elam, and Tidal king of nations; Ary tamin' ny andron' i Amrafela. mpanjakan' i Sinara, sy Arioka, mpanjakan' i Elasara. sy Kedorlaomera mpanjakan' i Elama. ary Tidala. mpanjakan' ny Goima, Tamin' ny andron' i Amrafela, mpanjakan' i Senaara, sy Ariòka, mpanjakan' i Elasara, sy Kodorlahomora, mpanjakan' i Elama, ary Tadala, mpanjakan' i Goima, Au temps d' Amraphel roi de Shinéar, d' Aryok roi d' Ellasar, de Kedor-Laomer roi d'Élam et de Tidéal roi des Goyim,
...............
Gen / Jen 14.9 With Chedorlaomer the king of Elam, and with Tidal king of nations, and Amraphel king of Shinar, and Arioch king of Ellasar; four kings with five. dia tamin' Kedorlaomera, mpanjakan' i Elama, sy Tidala, mpanjakan' ny Goima sy Amrafela, mpanjakan' i Sinara ary Arioka, mpanjakan' i Elasara; dia mpanjaka efatra no niady tamin' ny mpanjaka dimy. dia tamin' i Kodorlahomora, mpanjakan' i Elama, Tadala, mpanjakan' i Goima, Amrafela, mpanjakan' i Senaara, ary Ariòka, mpajakan' i Elasara; efatra noho dimy ireo mpanjaka ireo. contre Kedor-Laomer roi d'Élam, Tidéal roi des Goyim, Amraphel roi de Shinéar et Aryok roi d' Ellasar : quatre rois contre cinq !

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.17 The sons of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram, and Uz, and Hul, and Gether, and Meshech. Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka. Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, Arana, Hosa, Hola, Getera ary Mosaoka. Fils de Sem : Élam, Ashshur, Arpakshad, Lud et Aram. Fils d' Aram : Uç, Hul, Géter et Méshek.
...............
1Tt / 1Tan 8.24 And Hananiah, and Elam, and Antothijah, sy Hanania sy Elama sy Antotia Hananià, Elama, Anatotià, Hananya, Élam, Antotiyya,
...............
1Tt / 1Tan 26.3 Elam the fifth, Jehohanan the sixth, Elioenai the seventh. sy Elama, fahadimy, sy Johanana, fahenina, sy Elihoenay, faralahy. Elama fahadimy; Johanàna fahenina; Elioenaì fahafito. Élam le cinquième, Yehohanân le sixième, Élyhoénaï le septième.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.7 The children of Elam, a thousand two hundred fifty and four. ny taranak' i Eliama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo; efatra amby dimampolo sy roan-jato amby arivo ny taranak' i Elama; les fils de Elam : 1.254;
...............
Ezr / Esd 2.31 The children of the other Elam, a thousand two hundred fifty and four. ny zanak' ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo; efatra amby dimampolo sy roan-jato sy arivo ny taranak' ilay Elama anankiray; les fils d' un autre Elam : 1.254;
...............
Ezr / Esd 4.9 Then wrote Rehum the chancellor, and Shimshai the scribe, and the rest of their companions; the Dinaites, the Apharsathchites, the Tarpelites, the Apharsites, the Archevites, the Babylonians, the Susanchites, the Dehavites, and the Elamites, Rehoma mpanolo-tsaina sy Simsay mpanoratra ary ny namany sisa, dia ny Dinaita, ny Afarsatkita, ny Tarpelita, ny Afarsaita, ny Arkevita, ny Babyloniana, ny Sosanita, ny Dehavita sy ny Elamita, Rehoma gobernora, Samsaì mpanoratra, mbamin' ny namany sisa, ny avy any Dina, Afarsatàka, Terfala, Afarsà, Erkoà, Babilona, Sosa, Deha, Elama, Rehum, le gouverneur, Shimshaï, le secrétaire et leurs autres collègues; les juges et les légats, fonctionnaires perses; les gens d' Uruk, de Babylone et de Suse c' est-à-dire les Elamites
...............
Ezr / Esd 8.7 And of the sons of Elam; Jeshaiah the son of Athaliah, and with him seventy males. Jesaia, zanak' i Atalia, avy tamin' ny taranak' i Elama, mbamin' ny namany fito-polo lahy; tamin' ny taranak' i Alama, Izaia, zanak' i Ataliasa mbamin' ireo enimpolo lahy izay niaraka taminy; des fils de Elam : Yeshaya, fils d' Atalya, et avec lui 70 mâles;
...............
Ezr / Esd 10.2 And Shechaniah the son of Jehiel, one of the sons of Elam, answered and said unto Ezra, We have trespassed against our God, and have taken strange wives of the people of the land: yet now there is hope in Israel concerning this thing. Dia namaly Sekania, zanak' i Jehiela, isan' ny taranak' i Elama, ka nanao tamin' i Ezra hoe: Izahay efa nanao izay mahadiso amin' Andriamanitsika, fa efa naka vehivavy hafa firenena avy tamin' ny tompon-tany ho vadinay; nefa mbola misy fanantenana ihany ho an' ny Isiraely ny amin' izany zavatra izany. Tamin' izay dia niteny Sekeniasa zanak' i Jehiela, amin' ny taranak' i Elama, ka nanao tamin' i Esdrasa hoe: Nanota tamin' Andriamanitra tokoa izahay, fa namponina eto aminay vehivavy hafa firenena avy amin' ny olona monina amin' ny tany. Ary ankehitriny dia mbola misy fanantenana ho an' Israely ny amin' izany. Alors Shekanya, fils de Yehiel, l' un des fils d' Elam, prenant la parole, dit à Esdras : "Nous avons trahi notre Dieu en épousant des femmes étrangères, prises parmi les peuples du pays. Eh bien! malgré cela, il y a encore un espoir pour Israël.
...............
Ezr / Esd 10.26 And of the sons of Elam; Mattaniah, Zechariah, and Jehiel, and Abdi, and Jeremoth, and Eliah. ary ny avy tamin' ny taranak' i Elema dia Matania sy Zakaria sy Jehiela sy Abdia sy Jeremota ary Elia; tamin' ny taranak' i Elama: Metaniasa, Zakaria, Jehiela, Abdì, Jerimota ary Elia; des fils d' Elam : Mattanya, Zekarya, Yehiel, Abdi, Yerémot et Eliyya;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.12 The children of Elam, a thousand two hundred fifty and four. ny taranak' i Elama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo; efatra amby dimampolo sy roan-jato amby arivo, ny taranak' i Elama; les fils de Elam : 1.254;
...............
Neh / Ne 7.34 The children of the other Elam, a thousand two hundred fifty and four. ny zanak' ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo; efatra amby dimampolo sy roan-jato sy arivo ny taranak' i Elama anankiray; les fils de l' autre Elam : 1.254;
...............
Neh / Ne 10.15 Bunni, Azgad, Bebai, Ary ny loholona kosa dia Parosy, Pahata-moaba, Elama, Zato, Bany, Filohan' ny vahoaka: Farosa, Fahat-Moaba, Elama, Zetò, Banì, Les chefs du peuple : Paréosh, Pahat-Moab, Elam, Zattu, Bani,
...............
Neh / Ne 12.41 And the priests; Eliakim, Maaseiah, Miniamin, Michaiah, Elioenai, Zechariah, and Hananiah, with trumpets; ary ny mpisorona, dia Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria ary Hanania, nitondra trompetra, sy Maasiasa, Semeiasa, Ajì, Johanàna, Melkiasa, Elama, ary Ezera. Dia injay, niredona ny mpihira mbamin' i Jezraiasa mpifehy azy. ainsi que les prêtres Elyaqim, Maaséya, Minyamîn, Mika, Elyoénaï, Zekarya, Hananya, munis de trompettes,
Neh / Ne 12.42 And Maaseiah, and Shemaiah, and Eleazar, and Uzzi, and Jehohanan, and Malchijah, and Elam, and Ezer. And the singers sang loud, with Jezrahiah their overseer. ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy. Sorona maro no naterin' izy ireo, tamin' izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen' Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin' ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema. plus Maaséya, Shemaya, Eléazar, Uzzi, Yehohanân, Malkiyya, Elam et Ezer. Les chantres se firent entendre sous la direction de Yizrahya.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 11.11 And it shall come to pass in that day, that the Lord shall set his hand again the second time to recover the remnant of his people, which shall be left, from Assyria, and from Egypt, and from Pathros, and from Cush, and from Elam, and from Shinar, and from Hamath, and from the islands of the sea. Ary amin' izany andro izany ny Tompo dia mbola haninjitra ny tànany fanindroany hanavotra ny olony, izay mbola sisa, avy any Syria sy Egypta sy Patrosa sy Etiopia sy Elama sy Sinara sy Hamata Ary ny avy any amin' ny moron-dranomasina. Ary izao no hitranga amin' izany andro izany: Ny Tompo haninjitra ny tànany fanindroany, hanavotra ny sisa amin' ny vahoakany, izay sisa mbola ho hita any Asiria sy Ejipta, sy Patraosy, Etiopia, Elama, Senaara, Hamata sy ireo nosy amin' ny ranomasina. Ce jour-là, le Seigneur étendra la main une seconde fois, pour racheter le reste de son peuple, ce qui restera à Assur et en Égypte, à Patros, à Kush et en Élam, à Shinéar, à Hamat et dans les îles de la mer.
...............
Isa / Iz 21.2 A grievous vision is declared unto me; the treacherous dealer dealeth treacherously, and the spoiler spoileth. Go up, O Elam: besiege, O Media; all the sighing thereof have I made to cease. Misy fahitana mampahory naseho tamiko: Ny mpamitaka mamitaka, ary ny mpandringana mandringana. Iakaro, ry Elama ô! ekeo, ry Media ô! Hatsahatro ny fisentoana rehetra. Misy fahitana mahatsiravina naseho tamiko: ny mpandroba, mandroba; ny mpandrava, mandrava. Iakaro, ry Elama! Hodidino, ry Meda! Hatsahatro ny fisentoana rehetra. Une vision sinistre m' a été révélée : " Le traître trahit et le dévastateur dévaste. Monte, Élam, assiège, Mède! " J' ai fait cesser tous les gémissements.
...............
Isa / Iz 22.6 And Elam bare the quiver with chariots of men and horsemen, and Kir uncovered the shield. Ary Elama mitondra ny tranon-jana-tsipìka mbamin' ny kalesy misy olona sy ny mpitaingin-tsoavaly; Ary Kira manaisotra ny fonon' ampinga Elama mandray ny tranon-jana-tsipìka, tamy izy mitondra kalesy amam-pitaingin-tsoavaly; ary Kira nanala fono ny ampingany. Élam a pris le carquois, avec chars montés et cavaliers, et Qir a sorti son bouclier.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 25.25 And all the kings of Zimri, and all the kings of Elam, and all the kings of the Medes, ary ny mpanjaka rehetra any Zimry sy ny mpanjaka rehetra any Elama ary ny mpanjaka rehetra any Media, ny mpanjaka rehetra any Zambrì, ny mpanjaka rehetra any Elama, mbamin' ny mpanjaka rehetra any Media; Tous les rois de Zimri , tous les rois d' Elam et tous les rois de Médie;
...............
Jer / Jr 49.34 The word of the Lord that came to Jeremiah the prophet against Elam in the beginning of the reign of Zedekiah king of Judah, saying, Ny tenin' i Jehovah izay tonga tamin' i Jeremia mpaminany ny amin' i Elama tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, hoe: Ny tenin' ny Tompo izay natao tamin' i Jeremia mpaminany, ny amin' i Elama, tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Sedesiasa mpanjakan' i Jodà, nanao hoe: Parole de Yahvé qui fut adressée au prophète Jérémie au sujet d' Elam, au commencement du règne de Sédécias, roi de Juda.
Jer / Jr 49.35 Thus saith the Lord of hosts; Behold, I will break the bow of Elam, the chief of their might. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Indro, hotapatapahiko ny tsipìkan' i Elama, Izay fototry ny heriny. Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Indro fa andeha hotapahako ny tsipìkan' i Elama, izay fototry ny heriny. Ainsi parle Yahvé Sabaot. Voici, je vais briser l' arc d' Elam, nerf de sa puissance.
Jer / Jr 49.36 And upon Elam will I bring the four winds from the four quarters of heaven, and will scatter them toward all those winds; and there shall be no nation whither the outcasts of Elam shall not come. Ary hitondra Avotra efatra avy amin' ny lafiny efatry ny lanitra Aho hamelezana an' i Elama, ary haeliko ho amin' izany rivotra rehetra izany izy, ka tsy hisy firenena izay tsy halehan' ny voaroaka avy any Elama. Hitondra rivotra efatra ho amin' i Elama aho, avy amin' ny lafiny efatry ny lanitra, dia haeliko amin' ireo rivotra rehetra ireo izy; ka tsy hisy firenena tsy ho tongan' ny mpandositra avy ao Elama. J' amènerai sur Elam quatre vents, des quatre extrémités du ciel, et je disperserai les Elamites à tous ces vents; il n' y aura pas de nation où n' arrivent des gens chassés d' Elam.
Jer / Jr 49.37 For I will cause Elam to be dismayed before their enemies, and before them that seek their life: and I will bring evil upon them, even my fierce anger, saith the Lord; and I will send the sword after them, till I have consumed them: Fa hampivadi-po an' i Elama eo anoloan' ny fahavalony sy eo anoloan' izay mitady ny ainy Aho ka hahatonga loza aminy, dia ny firehetan' ny fahatezerako, hoy Jehovah; Ary hampanenjehiko azy ny sabatra Mandra-pandaniko azy; Hampangovitra an' i Elama eo anoloan' ny fahavalony aho, sy eo anoloan' izay mitady ny ainy. Hahatonga loza aminy aho, dia ny afon' ny fahatezerako mirehitra, -- teny marin' ny Tompo. Ary handefa sabatra eo aorian' izy ireo aho, mandra-pandringako azy. Je ferai trembler les Elamites devant leurs ennemis, devant ceux qui en veulent à leur vie. J' amènerai sur eux le malheur, ma colère ardente oracle de Yahvé. J' enverrai l'épée à leur poursuite, jusqu'à ce que je les aie exterminés.
Jer / Jr 49.38 And I will set my throne in Elam, and will destroy from thence the king and the princes, saith the Lord. Dia hapetrako ao Elasma ny seza fiandrianako. Ary hofongorako tsy hisy intsony any na ny mpanjaka na ny mpanapaka, hoy Jehovah. Hapetrako ao Elama ny seza fiandrianako, ka haripako avokoa, na mpanjaka na mpanapaka ao, -- teny marin' ny Tompo. J'établirai mon trône en Elam, j' en extirperai roi et princes, oracle de Yahvé.
Jer / Jr 49.39 But it shall come to pass in the latter days, that I will bring again the captivity of Elam, saith the Lord. Nefa any am-parany dia mbola hampodiko avy amin' ny fahababoany ihany Elama, hoy Jehovah. Nefa any amin' ny farandro any, hampodiko ny voababo tamin' i Elama, -- teny marin' ny Tompo. Mais à la fin des jours, je ramènerai les captifs d' Elam, oracle de Yahvé.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 32.24 There is Elam and all her multitude round about her grave, all of them slain, fallen by the sword, which are gone down uncircumcised into the nether parts of the earth, which caused their terror in the land of the living; yet have they borne their shame with them that go down to the pit. Ao koa Elama mbamin' ny vahoakany maro be rehetra manodidina ny fasany; Voatrabaka izy rehetra, samy lavon' ny sabatra, ka tafidina tsy voafora ho any ambanin' ny tany, dia ireo nahatonga ny fahatahorana azy tany amin' ny tanin' ny velona, ary samy mitondra henatra miaraka amin' izay midina any an-davaka. Ao ry Elama, mbamin' ny vahoakany rehetra alinalina manodidina ny fasany; voatrobaka avokoa, lavon' ny sabatra avokoa; ireo tsy voafora nidina tany ambanin' ny tany, izay efa naharaiki-tahotra, teny amin' ny tanin' ny velona; nivesatra ny fahafaham-barakany izy ireo, miaraka amin' izay nidina any an-davaka. Voilà Élam et toute sa multitude autour de son tombeau, tous tombés victimes de l'épée; ils sont descendus, incirconcis, au pays souterrain, eux qui répandaient la terreur au pays des vivants. Ils ont porté leur déshonneur avec ceux qui descendent dans la fosse.

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
...............
Dan / Da 8.2 And I saw in a vision; and it came to pass, when I saw, that I was at Shushan in the palace, which is in the province of Elam; and I saw in a vision, and I was by the river of Ulai. Ary nahita tamin' ny fahitana aho, ka raha mbola nijery aho, dia, indro, tao Sosana tao amin' ny lapan' ny mpanjaka izay ao amin' ny tany Elama aho; ary nahita tamin' ny fahitana aho, ka teo amoron' ny ony Olay aho. Ary nahita aho tamin' ny fahitana, ary nony nijery aho dia indro tany Sosa, ilay tanàna mimanda any amin' ny faritanin' i Elama, no nisy ahy; ary nahita aho tamin' ny fahitana, ka teo amoron' ny ony Olai aho. Je contemplais la vision, et tandis que je contemplais, je me trouvais à Suse, la place forte qui est dans la province d' Elam; et, contemplant la vision, je me trouvais à la porte de l' Ulaï.