|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Pekahia

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 15.22 And Menahem slept with his fathers; and Pekahiah his son reigned in his stead. Ary Menahema lasa nodi-mandry any amin' ny razany, ary Pekahia zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Manahema, ka Faseia zanany, no nanjaka nadimby azy. Menahem se coucha avec ses pères et Peqahya, son fils, devint roi à sa place.
2Mp 15.23 In the fiftieth year of Azariah king of Judah Pekahiah the son of Menahem began to reign over Israel in Samaria, and reigned two years. Tamin' ny taona fahadimam-polo nanjakan' i Azaria, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Pekahia, zanak' i Menahema, tamin' ny Isiraely tao Samaria, ary nanjaka roa taona izy. Tamin' ny taona faha-dimampolo nanjakan' i Azariasa mpanjakan' i Jodà, no vao nanjakan' i Faseià zanak' i Manahema tamin' Israely tao Samaria kosa. Roa taona no nanjakany. En la cinquantième année d' Ozias, roi de Juda, Peqahya fils de Menahem devint roi sur Israël à Samarie, pour deux ans.
...............
2Mp 15.25 But Pekah the son of Remaliah, a captain of his, conspired against him, and smote him in Samaria, in the palace of the king' s house, with Argob and Arieh, and with him fifty men of the Gileadites: and he killed him, and reigned in his room. Ary Peka, zanak' i Remalia, lefiny, dia nikomy taminy ka namely an' i Pekahia mbamin' i Argoba sy Aria teo Samaria, tao amin' ny trano-avo amin' ny lapa, ary teo amin' Peka nisy olona dimam-polo lahy tamin' ny taranak' i Gileada; koa namono azy izy, dia nanjaka nandimby azy. Nioko taminy Fasea, zanak' i Romeliasa, manamboninahitra lefiny, ary namono azy mbamin' i Argoba sy Arie tao Samaria, tao amin' ny trano avon' ny tranon' ny mpanjaka, ary nisy dimampolo lahy tamin' ny taranaky ny Gabaadita nomba azy. Namono an' i Faseià izy, dia nanjaka nandimby azy. Son écuyer Péqah fils de Remalyahu complota contre lui et le frappa à Samarie, dans le donjon du palais royal... Il y avait avec lui 50 hommes de Galaad. Il fit mourir le roi et régna à sa place.
2Mp 15.26 And the rest of the acts of Pekahiah, and all that he did, behold, they are written in the book of the chronicles of the kings of Israel. Ary ny tantaran' i Pekahia sisa mbamin' izay rehetra nataony, indro fa efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Isiraely izany. Ny sisa tamin' ny asan' i Faseià mbamin' izay rehetra nataony, dia indro fa efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' Israely. Le reste de l' histoire de Peqahya, et tout ce qu' il a fait, cela est écrit au livre des Annales des rois d' Israël.