|
|
|
|

Chapters and verses mentioning Nimsy

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 19.16 And Jehu the son of Nimshi shalt thou anoint to be king over Israel: and Elisha the son of Shaphat of Abelmeholah shalt thou anoint to be prophet in thy room. Ary Jeho,zanak' i Nimsy, dia hosory ho mpanjakan' ny Isiraely; ary Elisa, zanak' i Safata, avy any Abela-mehola, dia hosory ho mpaminany handimby anao. hosory ho mpanjakan' Israely Jehoa, zanak' i Namsi, ary hosory ho mpaminany handimby anao Elisea, zanak' i Safata, avy any Abela Mehola. Tu oindras Jéhu fils de Nimshi comme roi d' Israël, et tu oindras Élisée fils de Shaphat, d' Abel-Mehola, comme prophète à ta place.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 9.2 And when thou comest thither, look out there Jehu the son of Jehoshaphat the son of Nimshi, and go in, and make him arise up from among his brethren, and carry him to an inner chamber; ary rehefa mby any ianao, dia izahao Jeho, zanak' i Josafata, zanak' i Nimsy, ary midìra, ka manaingà azy hiala amin' ny namany, ary ento any amin' ny efi-trano anatiny izy; Rahefa tonga any hianao, zahao Jeho zanak' i Josafata zanak' i Namsì, ka rahefa tafahatona eo anilany dia asaovy hitsangana avy eo amin' ireo rahalahiny izy, dia ento mankany an' efitrano mangingina, Arrivé là, cherche à voir Jéhu fils de Yehoshaphat fils de Nimshi. L' ayant trouvé, fais qu' il se lève d' entre ses compagnons et conduis-le dans une chambre retirée.
...............
2Mp 9.14 So Jehu the son of Jehoshaphat the son of Nimshi conspired against Joram. (Now Joram had kept Ramothgilead, he and all Israel, because of Hazael king of Syria. Ary Jeho, zanak' i Josafata, zanak' i Nimsy, nikomy tamin' i Jorama (fa Jorama mbamin' ny Isiraely rehetra niaro an' i Ramota-gileada noho ny fananihan' i Hazaela, mpanjakan' i Syria, azy; Nanao teti-dratsy Jeho zanak' i Josafata, zanak' i Namsì, hamely an' i Jorama. Jorama sy Israely rehetra tamin' izany, dia niaro an' i Ramota any Galaada, tsy ho azon' i Hazaela mpanjakan' i Siria, Jéhu fils de Yehoshaphat fils de Nimshi forma une conspiration contre Joram. Joram, avec tout Israël, gardait alors Ramot de Galaad contre une attaque de Hazaèl, roi d' Aram.
...............
2Mp 9.20 And the watchman told, saying, He came even unto them, and cometh not again: and the driving is like the driving of Jehu the son of Nimshi; for he driveth furiously. Ary ny mpitily nilaza indray hoe: Tonga teny aminy koa iny, fa tsy niverina; ary ny fampiriotrany dia hoatra ny fampiriotran' i Jeho, zanak' i Nimsy; fa mampiriotra hoatra ny olona adala izy. Koa nampandre izany ny mpitily nanao hoe: Lasa tafapaka teny aminy ny iraka nefa tsy niverina. Sahala amin' ny fitarik' i Jeho zanak' i Namsì ny fitariny, fa nitarika toy ny olona adala izy. Le guetteur annonça : "Il les a rejoints et ne revient pas. La manière de conduire est celle de Jéhu fils de Nimshi : il conduit comme un fou!"

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 22.7 And the destruction of Ahaziah was of God by coming to Joram: for when he was come, he went out with Jehoram against Jehu the son of Nimshi, whom the Lord had anointed to cut off the house of Ahab. Ary avy tamin' Andriamanitra ny loza nanjo an' i Ahazia tamin' ny nankanesany tany amin' i Jorama, fa nony tonga izy, dia niara-nivoaka tamin' i Jorama mba hitsena an' i Jeho, zanak' i Nimsy, izay nohosoran' i Jehovah handringana ny taranak' i Ahaba. Avy amin' Andriamanitra no nahitan' i Okoziasa loza, tamin' izy nankany amin' i Jorama. Fa nony tonga izy dia niara-nivoaka tamin' i Jorama ho any amin' i Jehò zanak' i Namsi, izay efa nohosoran' ny Tompo handringana ny taranak' i Akaba. Dieu fit de cette visite à Joram la perte d' Ochozias. A son arrivée, il sortit avec Joram à la rencontre de Jéhu, fils de Nimshi, oint par Yahvé pour en finir avec la maison d' Achab.